Sarin'ny Maraina Manjavona Tarafin'ny Masoandro Ao Amin'ny Renivohitr'i Myanmar Faha-Mpanjaka

Photo by Zaw Zaw / The Irrawaddy

Sary avy amin'i Zaw Zaw / Irrawaddy

Ity lahatsoratra nosoratan'i Zaw Zaw ity dia avy amin'ny Irrawaddy, tranokalam-baovao tsy miankina ao Myanmar, ary navoaka eto amin'ny Global Voices indray noho ny fifanarahana fifampizarana votoaty.

Miorina ao avaratra atsinanana ao amin'ny hantsana manodidina ny Lapan'i Mandalay, ity havoana mitovy anarana aminy (Mandalay) ity dia toerana malaza ho an'ny mpizaha tany sy ny mpaka sary manantena hipika sary ny maraina mangiran-dratsy ao amin'ny renivohitr'i Myanmar faha-mpanjaka.

Tonga tao an-tampon'ny Mandalay ny mpaka sarin'ny Irrawady, Zaw Zaw vao maraimbe tamin'ny 12 Janoary 2016 mba hiandry ny fiposahan'ny masoandro. Tamin'ny mari-pàna 12 ° Celsius mangatsiatsiaka, tonga lafatra ny toetr’ andro sy ny toerana mba hakana sary ny fotoana hamakian'ny tara-masoandro ny zavona marainan'i
Mandalay.

Saingy ampitandremina ireo mpizaha-tany: tsy maintsy tonga any an-tampony alohan'ny amin'ny 6 ora maraina ianao raha te-hahazo manontolo ny fivalaparan'ny tsiaron'ny zavona
.
Photo by Zaw Zaw / The Irrawaddy

Sary avy amin'i Zaw Zaw / Irrawaddy

Photo by Zaw Zaw / The Irrawaddy

Sary avy amin'i Zaw Zaw /  Irrawaddy

Photo by Zaw Zaw / The Irrawaddy

Sary avy amin'i Zaw Zaw / Irrawaddy

Photo by Zaw Zaw / The Irrawaddy

Sary avy amin'i Zaw Zaw / Irrawaddy

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.