Toy Izao Ny Endriny Rehefa Midina Ao Però Ireo Vorona An'arivony Mpifindra Monina

Ireo mouettes de Franklin. Sary ao amin'ny Flickr avy tamin'ny mpampiasa Daniel Hernández P (CC BY-NC 2.0).
Amin'ny antsasaky ny volana Desambra, ao anatin'ny ampahan'ny fizotry ny fifindramoniny, an'arivony ireo mouettes de Franklin tonga ao amin'ny Refuge de Pantanos de Villa Wildlife, ao amin'ny distrikan'i Chorrillos, ao Lima renivohitra Peroviana. Manidina kilometatra maro avy any Kanadà, Meksika, Golfe an'i Californie sy Amerika Afovoany ny ankamaroan'ireo vorona ireo, mamela any afara any ny vaninandro ririnin'ny Ilabolantany Avaratra amin'ilay dia ataon-dry zareo mandritra ny volana novambra sy Desambra:
Las especies avizoradas son la gaviota de Franklin (Leucophaeus pipixcan), el gaviotín elegante (Thalasseus elegans), el chorlo semipalmado (Charadrius semipalmatus), el falaropo de Wilson (Phalaropus tricolor), y el Gaviotín de patas negras (Thalasseus sandvicensis), entre otras migrantes del norte.
Ireto avy ireo karazany hita: ny mouette de Franklin (Leucophaeus pipixcan), Sterne élégante (Thalasseus elegans), ny pluvier semipalmé (Charadrius semipalmatus), phalarope de Wilson (Phalaropus tricolor) ary ny Stern caugek (Thalasseus sandvicensis), anatin'ireo vorona hafa mpifindra monina avy any avaratra.
Nomena ny anaran'i John Franklin, mpiasan'ny Royal Navy Britanika sy ny mpikaroka ny arktika io vorona io..
Ao amin'ny pejy Facebook-ny, nizara ny fampisehoana nataon'ireo vorona ny mpikaroka momba ny vorona Irma Franke tamin'ny fotoana nandehanan'izy ireo ho any Lima ny faran'ny volana Novambra teo:
Nirotsaka ny ranomandry taty Lima androany. Izany aloha no noeritreretiko mandrapahatonga saina ahy fa hay Mouette de Franklin 30.000 ireo. Amin'ny ampahany kely amin'ny morontsiraka atsimon'i Lima; raha atambatra mety hoe nahita vorona teo amin'ny 300.000 teo izahay androany. Hetsika tsy mampino, fampisehoan'ny fifindramonina, tena hetsika nahagaga iny. Tsy misy taratasy takiana.
Mizara andinindininy bebe kokoa momba ny mouette de Franklin ny bilaogy Animales y plantas del Perú (Biby sy Zavamaniry avy any Pero) :
La Gaviota de Franklin no es originaria de Perú, pero los peruanos la hemos adoptado como nuestra, porque nos visita desde hace siglos en los meses de primavera y verano.
[…]
Entre las gaviotas, las Franklin son las campeonas de la migración de largas distancias.
[…]
La gaviota de Franklin (Leucophaeus pipixcan) es una especie de ave de la familia de las gaviotas (Laridae), nombrada en honor al explorador ártico John Franklin. […] es una gaviota pequeña (35 cm) se caracteriza por su capucha de un color negro intenso con anteojeras blancas, patas y pico rojo oscuro con punta terminal negra. Tiene las alas grises, con las puntas con salpicado de blancos y negros.
Tsy avy any Però no fiavian'ny mouettes de Franklin, fa nozanahantsika Peroviana sahala ny antsika io satria mitsidika antsika foana nandritra ny anjato taonany rehefa lohataona sy fahavaratra.
[…]
Ao anatin'ireo mouettes ireo, ny Franklin no lehiben'ny mpifindra monina amin'ny fifindramonina lavitra.
[…]
Karazana vorona avy amin'ny fianakaviamben'ny mouette (Laridae) ny mouette de Franklin (Leucophaeus pipixcan), nomena ny anaran'ny mpikaroka ny Arktika John Franklin. […] vorona kely io (35 sm) miavaka amin'ny lokony mainty matroka mitentina fotsy, ranjo mena matroka ary vava mainty ny farany. Manana elatra volondavenona izy, miaraka amin'ireo tendron'ny elany misy pentina fotsy sy mainty.
Mikasika ny làlana diaviny, hazavain'ny vohikala Aves de Lima (voron'i Lima) ny amin'ny dia lavitr'ireo karazam-borona ireo, izay miaina betsaka miaraka any amin'ireo farihy sy ireo tany mando, avy any Kanadà Atsimo ka hatrany Dakota Atsimo ary Minnesota any Etazonia.
Entre las gaviotas, las Franklin son las campeonas de la migración de largas distancias. Después de anidar en las praderas norteamericanas, tienen una muda de plumaje completo. Luego vuelan hacia el sur a la costa de Texas y continúan hasta la costa del Caribe de México al istmo de Tehuantepec. De ahí vuelan sobre tierra a lo largo de la costa del Pacífico hasta el Perú y Chile. Durante el invierno acá pasan por una muda completa de plumas y siguen la misma ruta de regreso. Son la única especie de gaviota que pasan por dos mudas completas de plumas, que son necesarias para afrontar una migración de 8.000 kilómetros de vuelo.”
Ao anatin'ireo mouettes, lehiben'ny fifindramonina lavitra ny Franklin. Aorian'ny fanatodizany any amin'ireo lohasaha any Amerika Avaratra, miboridana tanteraka izy ireo [mihintsam-bolo]. Avy eo manidina mianatsimo izy rieo makany amin'ny moron'i Texas, avy eo izy ireo mandeha any Karaiba Meksika ka mankany amin'ilay ampahan-tany kelin'i Tehuantepec. Any indray, eny amin'ny tany manamorona ny morontsiraka Pasifika rehetra iny ka mankany Però sy Shili. Mandritra ny ririnina aty, mandeha mihintsam-bolo tanteraka izy ireo ary mandeha miverina amin'iny làlana iny ihany . Io ihany no hany karazam-borona izay mandalo ny fihintsanam-bolo tanteraka indroa miantoana, izay ilaina tokoa amin'ny sidina fifindramonina misy halavirany 8.000-kilometatra.
Ny vohikala Descubriendo hojas (ravina tsy mirakotra) indray, nandefa sary maro an'ireo karazany samihafa amin'ilay vorona, izay afaka hita ao amin'ny Pantanos de Villa. Ary ao amin'ny Twitter, mpampiasa maro samihafa nandefa sary sy lahatsary amin'ilay fahatongavan'ireo vorona mpifindra monina:
Pantanos de villa …hoy pic.twitter.com/6ien3oauMU
— Antonio Trelles (@AntonioTrelles1) diciembre 6, 2015
Pantanos de villa… androany.
Hermoso espectáculo: gaviotas migratorias llegan a Los Pantanos de Villa https://t.co/TY3BdysuDU
— Fernando Gutiérrez (@Ecoperuko) diciembre 14, 2015
Fampisehoana tsara tarehy: mouettes mpifindra monina tonga ao amin'ny Pantanos de Villa.
Gaviotas de Franklin llegaron a los Pantanos de Villa! pic.twitter.com/wEStUNwF1D
— Claby (@clamasortiz) diciembre 3, 2015
Tonga ao amin'ny Pantaos de Villa ireo mouettes de Franklin!
Llegan un montón de aves migratorias a los Pantanos de Villa por estas épocas.
— Gisela Medina (@GiseLove120) noviembre 25, 2015
Vorona mpifindra monina maro tonga ao amin'ny Pantanos de Villa amin'izao fotoana izao.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...