Tantara tamin'ny 09 Janoary 2016
Ovy Avy Ao Però Ve No Ho Sakafon'ireo Olombelona Voalohany Ho Eny Amin'ny Planeta Mars?
Mety ho afaka hipetraka eny amin'ny planeta Mars ny ovy Peroviana, araka ny fanandramana niarahan'ny Nasa sy ny Foibe Iraisampirenena momba ny Ovy - "Centre International de la Pomme de terre - CIP".