Tantara tamin'ny 03 Janoary 2016
COP 21: Nasehon'ny Amerindianan'i Rio Negro avy ao Brezila ny fanisanandro ara-toetrandro
Nandritra ny COP21 ny Ivontoerana Sosialy-Ara-tontolo Iainan'i Brezila (ISA), miara-miombon'antokoa amin'ny InfoAmazonia, no nanolotra tao Parisy ny fanisan'andron'ny teratany mampiseho ireo karazam-potoana mety amin'ny fanaovan-javatra ao rio Tiquié.