Ilay Nepaley Mpiaro Tigra Rotiky ny Tigra Ny Masony Ilany Ary Nahazo Ny Solomason'i DiCaprio

Maherifon'ny tontolo iainana Bhadai Tharu manao ny solomaso nampahafantarin'ilay mpilalao sarimihetsika Hollywood, Leonardo Di Caprio. Sary tao amin'ny pejy Facebookn'ny fiarahamonina Tharu.
Malaza amin'ny tigra Bengal ny valan-javaboaharim-pirenena Bardia, valan-javaboahary midadasika indrindra ao amin'ny lemaka atsimo ao Nepal. Ny lalantsara Khata, izay manome lalana malalaka ho an'ireo bibidia avy ao India mankao Nepal sy mifamadika amin'izany no mampifandray ny vala amin'ny Toeram-pitehirizam-biby Katerniaghat ao atsimo-atsinanana ao India.
Mitàna andraikitra lehibe amin'ny fitantanana sy ny fiarovana ny lalantsara Ny Vaomieram-pandrindrana ny Alan'ny fiarahamonina Khata. Iray amin'ireo mpikambana mavitrika ao amin'ny komity i Bhadai Tharu, lehilahy nanolo-tena tanteraka hiaro ny tigra, ka na efa notafihan'ny tigra aza izy, tsy nanakana azy hanohy ny andraikiny manokana izany.
Bhadai Tharu, the Tiger Man… Who fought a tiger and now fights for the tiger… #Hero praised by @LeoDiCaprio http://t.co/MeqLjC3FG4
— Richa Bhattarai (@15n3quarters) August 16, 2013
Bhadai Tharu, ilay Lehilahy Tigra…Izay efa niady tamin'ny tigra iray ary miady ho an'ny tigra ankehitriny… Maherifo noderain'i @LeoDiCaprio
Rovitry ny tigra ny masony iray raha tao anatin'ny valan-javaboary izy nandritra ny kharkhadai tamin'ny 2004, fe-potoana maharitra telo andro rehefa omen'ny manampahefana alalana hiditra ao amin'ny vala ny mponina ao an-toerana mba hanapaka bozaka ho ampiasana mandritra ny taona. Mampiasa bozaka vao notapahana ny olona mba hanovana ny tafo bozak'izy ireo isan-taona, ary manao fefy koa hisorohana ireo biby tsy hiditra ao amin'ny sahan'izy ireo.
Mba handrakofana ny holatra goavana tamin'ny loza mampalahelo, manao solomaso miaro amin'ny masoandro foana izy. Saingy tsy solomaso taloha fotsiny izany: fa natolotr’ ilay mpilalao sarimihetsika Amerikana Leonardo DiCaprio.
“टाइटेनिक” हीरो लिओनार्डो डी कैप्रियोले उपहार दिएको चस्मामा संरक्षण नायक भदै थारु: Conservation hero Bhadai Tharu… http://t.co/k0HsGuOm7g
— Tharu Community (@TharuCommunity) February 4, 2015
Maherifon'ny fiarovana, Bhadai Tharu manao ny solomaso fanomezana avy amin'ilay mpilalao ny horonatsary Titanic, Leonardo DiCaprio
Raha nitsidika an'i Nepal tamin'ny volana Mey 2010 i DiCarpio, nanolotra ny solomasony miaro amin'ny masoandro nanaovany ho an'i Tharu izy rehefa nahita ny fahavononan'ity lehilahy ity amin'ny fiarovana ny tigra. Niaraka nandany fotoana maharitraritra izy mirahalahy avy eo.
“Wild animals have full right to the jungle.” Meet Bhadai Tharu, of of the many people helping to #ProtectATiger: http://t.co/JE90ZWEMO9
— Whiskas UK (@whiskas_uk) August 14, 2013
“Manan-jo tanteraka ny bibidia ao anaty ala” Fantaro i Bhadai Tharu, iray amin'ireo olona maro manampy amin'ny fiarovana ny tigra.
Tamin'ny antsafa niarahana tamin'ny gazetiboky Dreams, hoy i Tharu:
“We talked about my past, and then he told me he had heard a lot about me and seen my pictures. It was one of the proudest moments of my life, as I recognized him as the hero from Titanic, the one with the girl on the boat.”
“Niresaka momba ny lasako izahay, ary avy eo nilaza tamiko izy fa efa nahare zavatra betsaka momba ahy ary nahita ny sariko. Iray amin'ireo fotoana mahafinaritra ahy indrindra teo amin'ny fiainako izany, satria nankatoaviko ho toy ny mahery fo tamin'ny Titanic izy, ilay niaraka tamin'ilay vehivavy tao anaty sambo
Nahazo ny Lokan'ny Fiarovan-javaboary Abraham tamin'ny taona 2004 i Tharu, izay efa mpiasa tany tsy manan-tany ary lasa mahery fon'ny fiarovana ho fankasitrahana ny fandraisany anjara amin'ny fiarovana [ny tontolo iainana]. Eto no ahitantsika manao hira miresaka amin'ny teny Nepaley:
Tamin'ny lahatsoratra Facebook, voasoratra ao amin'ny Fiarahamonina Tharu, pejy Facebook-n'ny fiarahamonina indizeny Tharus (amin'ny teny Nepaley) hoe:
‘भारतको बाघ नेपालमा आउने,
नेपालको बाघसँग मायाप्रीति लाउने ।
उनीहरूको मायाप्रीति नछुटाऊँ है,
वन्यजन्तु हिँड्ने बाटोमा बाधा नपु¥याऊँ है..!’कुनै जमानामा ११ वर्षसम्म कमैया बसेका सूर्यपटुवा– ४, बर्दियाका भदइ थारुले अचेल गाउँदै हिँड्ने गीत हो यो । […]
[…] “पहिले त मलाई आक्रमण गर्ने बाघलाई खोजी खोजी मारौं जस्तो लाग्थ्यो तर पछि बाघले आफू आपत्मा परेको बेला जोगिन मलाई आक्रमण गर्यो होला भन्ने लाग्यो,” उनले भने, “त्यसैले अचेल बाघको बासस्थान संरक्षणमा जुटेको छु ।” […]
“Tonga ao Nepal ny tigran'i India,
Latsam-pitiavana amin'ny tigra ao Nepal.
Aza ravàna ny fifankatiavan'izy ireo,
Asa simbaina ny lalantsaran'ny biby mpirenireny.”Raha efa mpiasa an-tery nandritra ny 11 taona, dia mihira ity hira ity i Bhadai Tharus ao Suryapatuwa-4, Bardia tao ho ao. […]
[…] “Tamin'ny voalohany aho nahatsapa toa mikaroka sy mamono ilay tigra nanafika ahy, saingy avy eo, nihevitra aho fa mety nanafika ahy mba hamonjy ny tenany amin'ny loza mitatao izy,” hoy i Bhadai. “Izany no mahatonga ahy mirotsaka amin'ny fiarovana ny toeram-piriariavana sy fonenan'ny tigra.”
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...