Tantara tamin'ny 20 Desambra 2015
Mpiserasera ao Kyrgyzstan misafoaka amin'ny dobo iray fikarakarana feso
“Tian'ny feso ny manao ireny zavatra ireny. Raha efa nahita ny fitsambikinany teny an-dranomasina ianao, dia zavatra mitovy amin'izany indrindra no ataony ao.”