Mety ho efa namindra olona betsaka kokoa noho ny ady sahady ny fiovan'ny toetrandro

Ankizy milalao ao anaty rano maloto ao an-tanànan'i Sylhet, Bangladesh, tamin'ny 2 Septambra 2015. Bangladesh ambany toerana angamba no firenena marefo indrindra amin'ny fiantraikan'ny fiovan'ny toetrandro. Sary avy amin'i Md. Akhlas Uddin. Copyright Demotix
Ity lahatsoratr'i Jason Margolis ho an'ny The World nivoaka voalohany tao amin'ny PRI.org tamin'ny 9 desambra 2015 ity dia nivoaka eto indray ho ao anatin'ny fifanarahana fifampizarana votoaty.
Eo ho eo amin'ny 26 tapitrisa eo ny olona nafindran'ny voina voajanahary manerantany toerana — izany hoe tokony ho olona iray isa-tsegondra — in-telo avo heny noho ny isan'ny olona nafindran'ny ady sy ny herisetra toerana. Ary ny ankamaroan'ny voina voajanahary dia mifandraika amin'ny toetr'andro (na dia tsy aaf-mampifandray ny toe-javatra ara-toetrandro, tahaka ny rivodoza, mivantana amin'ny fiovan'ny toetrandro aza ny manampahaizana).
Tsy ny olona amin'ny faritra iva any amin'ny vondronosy Marshall na ireo nosy sy firenena iva toerana ihany no tena marefo eo anatrehan'ny fiantraikan'ny fiovan'ny toetrandro. Manana mponina betsaka monina amin'ny faritra iva mirentirenty eo anoloan'ny fiovan'ny toetrandro ihany koa ny ao Azia atsimo sy atsimo atsinanana, toy ny ao Bangladesh, Vietnam, Kambodza ary Thailandy. Heverina handrisika ny mponina amin'ireo firenena ireo hifindra toerana ny fiovan'ny toetrandro. Efa izany moa ankehitriny ny zavamisy ao Bangladesh.
Francois Gemenne, izay mandinika ny mponina mifindra toerana noho ny toe-javamisy ara-tontolo iainana sy mampianatra any amin'ireo oniversite eoropeana maro, nilaza fa mifindra toerana ao anatin'ny firenena ihany ny ankamaroan'ny mpialokaloka, ary eo akaiky dia akaiky ihany. Ary ny hita miavaka, tsy afa-mihetsika ireo tena marefo indrindra, ireo mahantra indrindra, satria lafo loatra ny fifindra-toerana.
“Ankona ny olona rehefa miatrika voina. Afa-mizaka fiovana sy miaritra fiovana sasantsasany ihany ny olona, hatramin'ny fetra iray. Saingy mafy loatra ny fioana amin'izao fotoana izao, ary haingana dia haingana no miverimberina, hany ka misy ny fetra tsy mahazaka intsony ny olona,” hoy i Gemenne. “Mahita fiaretana sy fizakàna manaraka ny toe-javamisy ataon'ny olona izahay mandra-pahatonga amin'ny teboka iray hanapahany hevitra hifindra monina.”
Mazava loatra fa sarotra ny hanondro olona iray ho “mpialokaloky ny toetrandro” raha mifamahofaho be loatra ireo hery mahatonga ny olona hifindra — mifindra monina ny olona noho ny ady, hanoanana, fahasarotana ara-toekarena ary voina ara-voajanahary.
“Miharihary fa olana saro-dresahana izy ity ary tsy mora matetika, ankoatra ireo tranga miharihary tahaka ny fiakaran'ny ranomasina, hamantarana ny fiovan'ny toetrandro ho tokana mahatonga (ny fifindramonina), hoy i Gemenne. “Mieritreritra aho, fa mety ho misy dikany ihany ny miezaka mamantatra sy mamaritra sokajim-pifindramonina noho ny toetrandro na mpialokaloka noho ny tontolo iainana. Mieritreritra aho fa tokony hanao izany isika hankatoavana ny anjara toeran'ny tontolo iainana mihamahazo vahana ho singa mahatonga ny fifindramonina.”
Hevero i Afrika, hoy i Gemenne, izay mifamatotra akaiky amin'ny toekarena ara-pambolena izay tratran'ny fikorontanana ara-toetrandro ny ankamaroan'ny mponina. “Maro amin'ny mpifindramonina ara-toekarena ao Afrika ihany koa no mpifindramonina ara-tontolo iainana satria tsy manana fidirambola intsony ry zareo.”
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...