Tantara tamin'ny 15 Desambra 2015
Mety ho efa namindra olona betsaka kokoa noho ny ady sahady ny fiovan'ny toetrandro
"“Mahita fiaretana sy fizakàna manaraka ny toe-javamisy ataon'ny olona izahay mandra-pahatonga amin'ny teboka iray hanapahany hevitra hifindra monina.”
Aterineto ambany fikoriana, fanantenana ambony nirariana: Fandraisana anjara nomerika tamin'ny fifidianana tao Venezoelà
Na dia ambany fikorisa aza ny aterineto ary voamarika tany amin'ny toerana sasantsasany ny fahatapahan'ny aterineto miverimberina, dia voaporofo fa mitana anjara toerana lehibe amin'ny resaka ifanaovana amin'ny vahoaka sy ny fivezivezen'ny vaovao momba ny kandidà, indrindra ireo avy amin'ny fanoherana ny tranonkalan-tserasera.
Mpihira Tajik iray miantso an'izao tontolo izao tsy hanadino an'i Aylan Kurdi
Antsin'iza no ao am-poko sy ny masoko? Firenena iza no ilevenan'ny vatako manirery?'
Fankalazana Niafara Famoretana: Mbola Manao Fihetsiketsehana Ho Amin'ny Fampianarana Tsara Kokoa Ny Mpianatra Ao São Paulo
Nanao fankalazana ny mpianatra ao São Paulo rehefa nahazo fandresena tamin'ny fanoherana ny politika "fandaminana indray" nokasain'ny governora, nanohy ny fihetsiketsehana izy ireo ary niharan'ny herisetran'ny polisy.