Tantara tamin'ny 11 Desambra 2015
Sehatra maharitra fanomezana anjara biriky voalohany mivoaka ao Ekoadaoro
Navoakan'ny Fandaharanasam-Pampandrosoan'ny Firenena Mikambana voalohany tao Ekoadaoro ny Programam-pamatsiambola madinika [Small Grants Program], sehatra fanangonana fitia tsy mba hetra avy amin'ny vahoaka voalohany ao Ekoadaoro.
Manatevin-daharana ny tanàna sakaizan'ny LGBT ny tanànan'i Mexico
"Andao ankalazaina ny #MexicoCitySakaizannyFiarahamoninaLGBTTTI, nisy lanonana tsy mampino omaly teto an-drenivohitray."
Diabe Mitaky ny Tany, ny Rariny ary ny Zon'Olombelona Ataon'ny Kambodziana Na Dia Eo Aza Ny Fanakatsakanan'ny Governemanta
Voaràra ny fihetsiketsehana ao amin'ny kianjan'ny fahalalahana ao Phnom Penh ankehitriny, saingy mbola manohy ny diabe manerana ny renivohitra ireo mpikatroka Kambodziana ao amin'ny farintany mba hankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'olombelona.
Sary Misy Ireo Hosodoko Amin'ny Rindrindra Ao Kyiv Hita Amin'ny Sarintany Ifarimbonana Antserasera

Efa mora ankehitriny ny mahita ireo hosodoko amin'ny rindrina eny an-dalamben'ny renivohitr'i Okraina, miaraka amin'ny sarintany ifarimbonana vaovao ahitana ny ankamaroan'ny toerana misy ireo sangan'asa vao haingana.