Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

COP21 : Fanadihadiana Nataon'ny Eoropeana Amin'ny Fiteny Maro, “Ireo Paradisa Lalàintsika”

Manolotra fanadihadiana iray “nifandrimbonana” ny ARTE, fitambaran'ireo lahatsary manokan'ny tsirairay ao Eoropa mifikitra hiaro raki-tsarobidy kely iray : ny ‘paradisa’ kelin-dry zareo, toerana iray voajanahary manaraka azy mandritry ny androm-piainany, ary tian-dry zareo harovana, na hovonjena, amin'ny fiovaovan'ny toetrandro. Ny mampiavaka io fandihadiana io : natsangana avy aminà lahatsary nalefan'ireo mpisera amin'ny aterineto, avy any aminà firenena 49, mampiasa fiteny 45. Ho hitanao ety an-tserasera manomboka amin'ny 23 Janoary 2016 : hisy soratra mandady amin'ny teny Frantsay, Anglisy, Alemàna, Espaniola.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.