Tantara tamin'ny 05 Novambra 2015
Nahoana No Te Hanongana Ny Governemanta Ny Lehiben'ny Mpanohitra Ao Montenegro
Nilaza ny tsy fahafaham-pon'ny vahoakan'i Montenegro amin'ny fitondram-panjakan'izy ireo sy ny "Serba nasionalista" na ny fihanaky ny "mpomba ny Rosiana" ao anatin'ny fiarahamonina Montenegro ny ankamaroan'ireo fampahalalaham-baovao. Tsy izany no tena tantara.
Michelle Payne avy ao Aostralia no vehivavy Jockey voalohany nandrombaka ny Amboaran'i Melbourne
Fa nomeko daholo ny zava-drehetra azoko. Te-hiteny ny rehetra aho hoe mbay tany, mieritreritra ry zareo hoe tsy dia matanjaka loatra ny vehivavy saingy vao nodoninay izao tontolo izao."
Fantaro Ny Fikambanana Silamo Miroborobo Ao Buenaventura, Kolombia
Tsy mitovy amin'ny hafa ity fiarahamonina silamo ity. Tongasoa eto Buenaventura, ahitana fianakaviana Kolombiana taranaka Afrikanina eo amin'ny 300 eo izay niova ho silamo 40 taona lasa ho endrika fanomezan-kery manoloana ny fanilikilihana.