Inona Ny #Aldub Ary Ahoana No Ironana Be Ao Amin'ny Twitter Isanandro?

Alden Richards sy Maine “Yaya Dub” Mendoza. Ireo Filipiana roa miara-msehatra fantatra amin'ny hoe Aldub. Sary avy amin'ny pejy Facebook Eat Bulaga
Ny Aldub dia mitondra antsika ho amin'ireo Filipiana kintan'ny fahitalavitra, Alden Richards sy Maine “Yaya Dub” Mendoza, izay niaka-daza tamin'ny nilalaovany mivantana ny ampahan-tantara iray mampitaintaina nandritra ilay fandaharana lava indrindra fandefa rehefa mitatao vovonana ao Filipina, “Eat Bulaga“. Vetivety ilay tantaram-pitiavana lalaovin'ireo mpisehatra roa ireto dia nahasarika mpijery marobe tao amin”ny fahitalavitra sy tao amin'ny Aterineto.
Tsotra kely ny tsiambaratelon'ilay fampisehoana : tanora roa mpifankatia misedra ny sakantsakana marobe sy ireo fanamby mba handresena lahatra ireo zokiolona ao amin'ny fianakavian'izy ireo hoe tokana an-tany ny fifankatiavan'izy roa. Zara raha mihaona ry zareo, ary amin'ny alàlan'ny fàfan'ny fahitalavitra ihany vao mifanerasera.
Tao anatin'ny telo volana farany dia lasa fironana niely be manerantany tao anatin'ny Twitter ny tenifototra #Aldub. Nanomboka ny Aogositra, efa ho iray tapitrisa isanandro ireo bitsika aterak'ilay tenifototra. Tamin'ny 26 Septambra lasa teo, bitsika 25,6 tapitria no azony ; nihoaran'io fandaharana io ny isan'ireo mpijery fahitalavitra nijery ny lalao fiadiana izay ho tompondaka erantany tamin'ny ady totohondry Manny Pacquiao natao ny Novambra 2014.
Niaiky i Rishi Jaitly, Filoha Lefitry ny Twitter any Azia, Pasifika ary Afovoany Atsinanana, fa “tranga manerantany” marina tokoa ny Aldub :
Tranga iray manerantany ny Aldub ao amin'ny Twitter ary maneho ny tena fomba fampifandraisan'ny sehatray ireo Filipiana mpankafy tantaram-pitiavana mahafinaritra, amin'ny maha toy ny feonkira sosialy azy ho an'ny fahitalavitra.

Ireo Filipiana tantsambo miasa any ivelany maneho fanohanana ny Aldub. Sary avy amin'ny pejy Facebook Eat Bulaga
Ny herin'ny fironana erantany ananan'ny Aldub dia avy amin'ny isa maroben'ireo Filipiana miaina na miasa any aminà firenena maro. Misy 12 tapitrisa ireo Filipiana any ampitan-dranomasina. Maro no mampifandray ny azy amin'ny tantaram-pitiavan'ireo olon-droa ao amin'ny Aldub, izay mikolokolo ny fifandraisany noho ny elanelan-tany lavitra misy eo amin'izy ireo, amin'ny alàlan'ny fàfana. Zava-mahazatra izany ho an'ireo fianakaviana Filipiana mampiasa webcam sy “smartphone” izany mba hifandraisana amin'ireo olon-tsy foiny any amin'ny firenena hafa.
Don't ever worry that I'll leave u. It's just the hardest thing to do. I'll never find another u. #AlDubTrueLoveWaits pic.twitter.com/atMd8yTSWp
— mariekeithⓂ️ (@mariekeith9) August 19, 2015
Aza iasana saina akory ny hoe mety handao anao aho. Zavatra sarotra tanterahana izany. Tsy hahaita hafa ankoatra anao mandrakizay aho
ALDUB pa more [fan art] 150817 #KalyeSerye #AlDubTrueLoveWaits pic.twitter.com/FLtGrYPCie
— ENJ (@enjelicious) August 17, 2015
Inoan'ny sasany amin'ireo mpanoratra ihany koa fa nanentana ireo Filipiana olon-tsotra ny Aldub satria milaza fomba fitondrantena sosialy ilay seho, ny fitsinjaran'ny saranga, ny kolontsaina nentin-drazan'ireo Filipiana. Mikitika kely ny fomba fitondrantenan'ireo vato nasondrotry ny tany sy ny fomba fijerin'izy ireny mifikitra amin'ny nentnin-drazana manoloana ny fifandraisana maoderina ihany koa ilay seho.
Tsy ela akory izay no voamarina ny fiantraikan'ny Aldub teo amin'ny fiainana sôsialy taorian'ny nahazoany ny loka iray avy amin'ny Media Sôsialy Katôlika noho ny fampiroboroboany ny soatoavina miabo. Katôlika no ankamaroan'ny mponina ao Filipina.
Ny sasany, na izany aza, miantso ny Filipiana mba ho mailo kokoa amin'ireo olana sôsialy fa tsy hoe hijery Aldub foana isanandro. Ity ny hafatra tamin'ny sariitatra navoakan'ny gazety Manila Times:
http://t.co/OM6UbnQY6C important national issues????? Not now! We had enough!!! 😏 pic.twitter.com/OrxO25rCoR
— i n a h (@inahbocsquared) September 27, 2015
olana goavanan'ny firenena ve????? Tsy amin'izao fotoana! Ampy antsika izay!!! 😏
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...