06 Oktobra 2015

Tantara tamin'ny 06 Oktobra 2015

Okraina : Demôkrasia Mitovy Amin'ny Hafa Ve ?

Blaogim-Piarahamonina GV  06 Oktobra 2015

« Miady ho an'ny fandriampahaleman'ny tanibe Eorôpeana manontolo izahay »[1]. Toy izany no nilazan'ny filoha Okraniana, Petro Porochenko, ny volana Aogositra lasa teo, ny ady ataon'ny miaramilam-panjakana amin'ireo mpisintaka mpomba an'i Rosia, tohanan'ny Maosko ara-miaramila sy ara-bola. Mety ho sangany demôkratika tena mandroso indrindra any amin'ny faritra Atsinanana ilay demôkrasia...