Fandinihana Momba Ny Herintaonan'ny Fanjavonan'ireo Mpianatra Tao Ayotzinapa

Diabe manohitra ny fitazonana sy ny fanjavonan'ireo mpampianatra 43 ao Ayotzinapa, ao Montevideo, Orogoay, 17 Novambra 2014. Sary avy amin'i Sofia tao amin'ny Flickr. CC BY-NC-ND 2.0.
Nandefa hafatra tao amin'ny Youtube andro vitsivitsy talohan'ny tsingerintaonan'ny fanjavonan'ireo mpianatra tao Ayotzinapa i Omar Garcia, izay antsoina koa hoe “faha-44″ noho izy tafavoaka velona tamin'ny loza ny alin'ny 26 Septambra 2014, raha nanjavona (ary voalaza fa novonoina) ireo mpianatra avy ao amin'ny Kolejy Ambanivohitra Raul Isidro Burgos ao Ayotzinapa. Tao anatin'ny lahatsariny, nilaza lahatsoratra vao haingana nalefan'ny Vondrona Manampahaizana avy amin'ny taranja maro izay nandà ny fanazavana ofisialy momba ny zava-nitranga io alina io izy ary nitady ny fanohanan'ny vahoaka mba tsy hohadinoina ireo olon-kafa an'arivony nanjavona.
Ya no son dichos, ahora lo están diciendo expertos, lo están diciendo los organizmos internacionales que pudieron revisar el expediente de la PGR y que descubrieron todas las irregularidades (…) Hoy por hoy podemos demostrar que aquí en México gobierna un narco estado.
México no vive, México está muriendo. ¿Cómo vamos a hacer un grito este 15 de septiembre diciendo que tenemos independencia? ¿Independencia de qué? (…)
Ojalá ustedes puedan replicar las acciones globales del 26 de septiembre (…) Ahora el movimiento tiene legitimidad nuevamente. Pensaban que con el tiempo nos iban a derrotar. Pensaban que conforme fueran pasando los meses los padres de familia se iban a quedar callados, se iban a ir para sus casas, pues no. (…)
Para nosotros la noche del 26 de septiembre no ha terminado.
Tsy voambolana fotsiny izy ireo, milaza koa ankehitriny ireo manam-pahaizana, afaka nandinika ny tatitry ny Fampanoavana ny fikambanana iraisam-pirenena ary nahita ny tsy fanarahan-dalàna rehetra (…) Ankehitriny dia afaka mampiseho isika fa fehezin'ny fanjaka-drongony i Meksika .
Tsy velona i Meksika, maty i Meksika. Ahoana no ahafahantsika mankalaza ny fahaleovantena amin'ny 15 Septambra? Fahaleovantena avy amin'ny inona? (…)
Manantena aho fa afaka mamerina ny hetsika manerantany 26 Septambra ianao(…) Voaporofo indray fa ara-dalàna ny hetsika. Nihevitra izy ireo handresy antsika ny andro sy ny volana. Nihevitra izy ireo afaka volana maromaro, hijanona hangina ny ray aman-drenin'izy ireo fa te hody an-trano fotsiny, saingy tsy izany no nitranga. (…)
Ho anay, tsy tapitra ny alin'ny 26 Septambra.
Araka ny voalazan'i Omar, mikarakara hetsika iraisampirenena ireo mpikatroka, izay mitovy ny tamin'ny 15 Novambra 2015, raha nivondrona ny olona an'arivony ny amin'izay “mety ho hetsika ara-politika goavana indrindra eo amin'ny tantaran'i Meksika.” Anisan'ireo hetsika hafa karakaraina amin'ny 26 Septambra ny diabem-pirenena, diabe kasaina hiainga avy ao Los Pinos (trano fonenana ofisialin'ny Filoha) mankao Zocalo (kianja lehibe) ao an-drenivohitra. Mihetsiketsika ny olom-pirenena marobe mba handray anjara amin'ny hetsika manerana ny firenena.
Ahitana hetsika ara-kolontsaina ihany koa ny fahatsiarovana ny zava-nitranga, toy ny sary mampiseho ny tantaran'ireo mpampianatra tsy hita, izay mitondra ny lohateny hoe “365 por los 43. Hasta las paredes saben” (“365 ho an'ny 43. Mandra-pahafantaran'ny rindrina”), notontosaina nanomboka tamin'ny 19 Septambra ka hatramin'ny 17 Oktobra ao amin'ny Casa do do hijo Ahuizote, ao amin'ny renivohi-pirenena. Omen'ireo mpakasary alalana hampiasa ny sary ny vahoaka mba hozarain'izy ireo eny an-dalana ary avoaka eny amin'ny rindrina ho toy ny endrika fanehoan-kevi-bahoaka. Napetraka ihany koa ny karazana sarety mba hizarana ny sary nandritra ny diabe 26 Septambra tao Mexico City.

Sarin'ny fihetsiketsehana, avy amin'i Valentino Bellini: “365 ho an'ny 43. Mandrapaha-fantaran'ny rindrina.”
Eo ampandinihana ny dikan'i Ayotzinapa, nosoratan'ilay mpanao gazety sady mpanoratra Federico Mastrogiovanni, ampiarahany amin'ny fampiratiana an-tsary, ireto songa tamin'ny lahatsoratra :
Trescientos sesenta y cinco días separan a los cuarenta y tres normalistas de Ayotzinapa de nosotros.
A partir del 26 de septiembre de 2014 Ayotzinapa dejó de ser un lugar, para convertirse más bien en una idea, un símbolo. (…)
Desde hace trescientos sesenta y cinco días 26 de septiembre quiere decir desaparición forzada. (…)
Los fotógrafos Valentino Bellini, Brett Gundlock, Giulia Iacolutti, Mauricio Palos y Heriberto Paredes, han documentado con sus imágenes la búsqueda y el dolor, las marchas, la esperanza y la indignación a lo largo de un año.
Pero su trabajo se queda incompleto si las imágenes no generan conciencia, si no invaden los espacios públicos, si no se hacen alimento para la mente. (…)
Para que no siga imperando el olvido y la impunidad.
Dimy amby fito-polo sy telon-jato andro no manasaraka antsika amin'ireo mpampianatra telo amby efa-polo ao Ayotzinapa.
Tamin'ny 26 Septambra, 2014, nijanona ny maha-toerana azy i Ayotzinapa, ary lasa hevitra, sariohatra. (…)
Nandritra ny dimy amby fito-polo sy telon-jato andro, nampitoviana amin'ny fanjavonana noterena ny 26 Septambra. (…)
Tao anatin'ny herintaona, nandrakitra an-tantara ny fitadiavana ny ny fahamarinana sy ny fanaintainana, ny diabe sy ny fanantenana ary ny hatezerana ireo mpaka sary Valentino Bellini, Brett Gundlock, Giulia Iacolutti, Mauricio Palos, ary Heriberto no Paredes
Saingy tsy tanteraka ny asan'izy ireo raha tsy miteraka fahatsiarovan-tena, raha tsy mameno ny toeram-bahoaka, raha tsy mamahana saina. (…)
Koa tsy hanjaka intsony anie ny fanadinoana sy ny tsimatimanota.
Tantaran'ny Amerika Latina farany
-
2 herinandro izayAmerika Avaratra
Kiobà, Etazonia: Manitatra ny sampan'oliva ?
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 35 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...