Tantara tamin'ny 12 Septambra 2015
Okraina/Rosia : mitokozihitra ny krizy ara-angovo
Ny ampitson'ny nampandamoka ny fifanarahana teo amin'ny Naftogaz, orinasam-bahoaka okrainiana, sy ny mitovy aminy avy any Rosia Gazprom, dia nohamafisin'i Rosia ny fampitsaharana fandefasana etona fandrehitra ao Okraina
Tsaroan'ny Indoneziana mpikatroka i Munir Said Thalib, ilay mpiaro ny zon'olombelona nisy namono
Ity volana ity no manamarika ny faha-11 taona namonoan'ny ahiahiana ho avy ao amin'ny miaramila ilay Indoneziana mpikatroka Munir Said Thalib.
Nanjohy ny fitakiana hamantarana ny itoeran'ny rakitahiry ny Apple ka nanofa habaka foibem-pitehirizana rakitahiry ao Rosia

Nanapa-kevitra ny Apple hanaja ny lalàna rosiana famantarana ny itoeran'ny raki-tahiry ary nanofa habaka fitehirizana raki-tahiry iray miorina ao Rosia, hoy ny fampitam-baovao ao an-toerana.