Tantara tamin'ny 01 Septambra 2015
Mandeha Tsy An-kiato Anaty Aterineto Ny Global Voices Radio Ankehitriny
Mandray podcast mpiara-miasa roa vaovao ny Global Voices Radio, raha miova amin'ny fandaharam-potoana fandefasana mivantana mandritra ny 24/24 ora isika.
Niteraka fihetseham-bahoaka nanerana ny firenena ny finiavan'i Japana hanavao ny bemidina ara-miaramila
An'hetsiny ireo olona manerana ny firenena no nandeha nanohitra ny lalàna vaovao izay mety hamela an'i Japana handeha hiady.
Dia lavabe sy mampididoza nataon'ny Syriana iray hialokaloka any Eoropa
Talohan'ny ady dia nianatra lalàna tany Libanona i Thair Orfahli ary nitsidika hatrany ny fianakaviany tany Syria. Nanapakevitra ny handao izy rehefa nihamahery vaika ny herisetra.