Tantara tamin'ny 09 Aogositra 2015
Hanao Ny Politika Hifanaraka Kokoa Amin'y Maha-Olona Ary Hanamboatra Tetezana: Fijerin'i Katie Brown Amin'ny Lafiny Literatiora An'i Venezoela
Niresaka tamin'i Global Voices momba ny literatiora Venezoelana amin'ny vanim-potoana ankehitriny ary ny fomba nahavitàn'ny angano sy arira teo an-toerana nanampy hanazava kokoa momba ilay firenena tsy dia azon'ny olona maro loatra ilay mpikaroka avy amin'ny Firenena Mikambana,
‘Tetezamitan'i Kambodza’ Bokin-tsary Mampiseho Ny Fampandrosoana Tsy Mirindra Ao Kambodza
"Ny ankamaroan'ny olona no milaza aminay hoe faly izy ireo fa misy ilay boky mba tena mijery an'i Kambodza amin'ny endriny tokoa -- tsy ireo tempoly mahafinaritr'i Angkor na ireo sary mampahatsiahy ireo ankizy mitondra sarety fotsiny."
Mifamatotra Indray Amin'ireo Vondrom-piarahamonina Niaviany Ireo Mpianatra Ao Amin'ny Anjerimanontolon'ny Teratany Aymara Ao Bolivia
Mitondra ny feon'ireo mpianatra Aymara avy ao amin'ny Anjerimanontolon'ny Teratany Túpac Katari ao Bolivia ho any amin'ny vohikala, ny tetikasa vaovaon'ny fanaovan-gazetin'olon-tsotra.
“Omeo anay ny sainanay!”: Fahatezeran'i Madagasikara tamin'ny lalaon'ny ranomasimbe indiana 2015
Feno zava-nitranga niteraka fifanenjanana ara-diplaomatika teo amin'i Madagasikara sy i Frantsa ny Lalaon'ny Nosin'ny Ranomasimbe Indiana 2015 tontosaina ao La Réunion.