Tantara tamin'ny 07 Aogositra 2015
Fantaro ny Olombelon'i Kibera, Tanànan-tranobongo an-Tanandehibe Midadasika Indrindra eto Afrika

Tantara ao amin'ny sary ny fiainana sy ny zava-manahirana atrehin'ireo olona miaina ao amin'ny faritra be tranobongo midadasika indrindra an-tanandehibe eto Afrika.
Voalohany Teo Amin'ny Tantarany I Porto Rico No Tsy Nahaloa Ny Trosany
Toa mampisalasala ny hoavy satria haingana loatra amin'ny fandaniana vola ny governemanta.
Mpisolovava Rahampitso Manome Fanantenana ho an'ireo Lasibatry ny Fanondranan'Olombelona
Ny fanondranan'olona dia mampivandravandra ny olana ara-piarahamonina amin'ny ankapobeny toy ny herisetra, kolikoly ary ny fahantrana.
Ireo Lalànan'Aterineto Rosiana ‘Henjana dia Henjana’ Tsy Raharahian'ny Manampahaizan'ny Indostria ao An-toerana

Voalaza ho "lozabe" sy voampanga ho mametra ny fahalalaham-pitenenana an-tserasera ny lalànan'aterineto rosiana. Saingy ny fanadihadiana natao vao haingana no namoaka fa kely dia kely monja no mba fantatry ny manampahaizana ao amin'ny indostria an-tserasera rosiana.
Maherin'ny 100 Ireo Olona Novonoina Ivelan'ny Fitsaràna Tany Bangladesh Tamin'ity Taona Ity
"Tsy hainay izay nanjo ny rainay. Tsy fantatray intsony na velona izy na maty Tsy misy fandrosoany ny raharaha."