Tantara tamin'ny 14 Jolay 2015
Ny “Chaccu”, Fombandrazana Andeana Arivo Taona Momba ny Volonà “Vigogne” Tsara Kalitao
Isan-taona, ny faran'ny volana Jona, mihaza ireo fianakavian'ny Iamà i Però noho ny volony tsara tokoa, ka manampy amin'ny fanamboarana ny sasany amin'ireo kofehy tsara kalitao indrindra eran-tany
VAOVAO MAFANA: Fifampiraharahana Ara-Nokleary Manatantara Ho an'i Iran Vita Tao Viena
"Anio no mety ho faran'ny fanantenana momba ity lohahevitra ity. Saingy eo am-panombohana toko vaovao amin'ny fanantenana isika.."
Fihetsehampon'ny Ethiopiana Anaty Fiaraha-Mifaly na Fiaraha-Miory, Tsikera Tamin'ny Famotsorana ireo Bilaogera

Sady nampiseho hafaliana no nampiseho fahamatrohan-tava ny mpanohana ny bilaogy iraisana Zone9 tamin'ny fanafahana ny sasantsasany -- saingy tsy izy rehetra -- amin'ireo blaogera hivoaka ny fonja tamin'ny herinandro.
Mba Hanana Ny Fiainany Manokana ireo Panda Mena, Nakaton'i Nepal Ny Valan-Pirenena iray
Manomboka ny tapaky ny volana Jona ny fotoana firaisana ho an'ireo Pandà mena, saingy mora raiki-tahotra noho ny tabataba ity zavaboary iray saro-kenatra. Tafiditra anatin'ny lisitr'ireo karazam-biby tandindonin-doza ny pandà mena