Tantara tamin'ny 13 Jolay 2015
“Mpaminany Sandoka” Tajik Nalefa Higadra 16 Taona
'Sarotra ny mahatakatra ny antony ambadik'ilay didim-pitsarana. Sufi ilay Sheikh, tsy liana politika, niaina tany an-tendrombohitra tany, tsy nanelingelina na iza na iza...'
Manao Ahoana ny Fiantraikan'ny Krizy eo Amin'ny Olo-tsotra ao Gresy
Miantraika eo amin'ireo mpandraharaha madinika an'arivony sy ny mpanjifan'izy ireo ny krizy ao Gresy.
Manakaiky Ny Vanim-potoanan'ny Rivo-doza, Mbola Misy Fianakaviana Tra-Boina Tamin'ny Herintaona Ao Filipina Miandry Fialofana Maharitra
"Efa mafy ny fahaverezan'ny zanako. Ny faniriako ankehitriny dia ny hijeren'ny fitondram-panjakana akaiky ny olan'ny trano fialokalofana mba ahafahako manomboka fiainana vaovao indray. Te-hanokatra orinasa ho ahy manokana aho izao.."
Tsy Ankafizin'ny Praiminisitra Aostraliana Ny Valam-pihary Herinaratra Ahodin-Drivotra “Ratsy endrika,Be Tabataba”
Valinteny karazany roa no setriny nalaky hita tety anaty media sosialy ho an'ireo fanamarihan'ny Praiminisitra Aostraliana Tony Abbott hoe ratsy jerena sy be tabataba ireo valam-pihary herinaratra ahodin-drivotra