Tantara tamin'ny 07 Jolay 2015
Rosiana Mpampihatra Lalàna Miantso ny Hanaovana Selfies Lavitry ny Loza
Tranga maromaro niteraka faharatrana mafy na fahafatesan'ireo tanora rosiana nandritra ny fanaovana selfies no nitarika ny Minisiteran'ny Atitany Rosiana hanandratra ny feony manoloana ity fomba fanao ity.
Fizotran'ny Tantara: Mpikatroka 14 Voatazona ao Thailandy Noho ny Fanoherana ny Fitondra-Miaramila
Niteraka fahatafintohinana tao amin'ny firenena ny fisamborana sy ny fitazonana ireo mpikatroka 14 mpanohitra ny fitondra-miaramila ao Thailandy. Nahatonga ireo mpampianatra sekoly ambony hiantso amin'ny famotsorana tsy misy hatak'andro ireo mpikatroka ihany koa izany.
Tanora Ao Myanmar Mikarakara Fitsidihana Hanampiana Ireo Mponina 120.000 Nafindra Toerana Noho Ny Ady
Raha nandre izahay fa olona 120.000 no tra-boina ao an-tanindrazany, miady mafy amin'ny fiainana amin'ny vola latsaky ny 20 cents isan'andro, tsy maintsy nandray fepetra izahay
Fihetsika Nahagaga Nataon'i Nizeria Tany Amin'ny Fiadiana izay Ho Tompondaka Erantany FIFA Vehivavy 2015
Mety ho firenena andalam-pandrosoana i Nizeria, saingy manana mpilalao baolina kitra vehivavy mahery izy. Ny ekipa, laharana faha-33 teo amin'izao tontolo izao, nanao ady sahala 3-3 tamin'i Soeda laharana faha-5