Gazety-Boky ‘Cholita’ Hoan'ny Vehivavy Teratany Malaza ao Bolivia

Cholitas, Bolivia. Sary ao amin'ny Flickr avy amin'ny mpisera Lemurian Grove (CC BY-NC 2.0).
Ny rakibolan'ny Akademiam-Pitondram-panjaka Espaniola no mamaritra ny voambolana cholo na chola eo amin'ny teny iditra voalohany ho “olona metisy manana rà Eoropeana sy Vazimba Teratany.” Raha miaraka amin'ny tovana espaniola -ita ny voambolana dia lasa cholita, tenim-pitiavana ampiasaina amin'ny vehivavy teratany Aymara any Bolivia izay mpanao satroka boribory kely sofina, raoby sy zipo miavaka ary lambam-behivavy marevaka, miaraka amin'ny volo mirandrana mizara roa mankany an-damosina.
Nanivaka io voambolana io tamin'ny voalohany, voambolana nilazana ireo vehivavy teratany nifindra nankany an-tanandehibe ka nanaraka ny fomba fiainan'ireo metisin'ambonivohitra, saingy ankehitriny izy io milaza ny vehivavy teraka tao La Paz izay maka ny mari-panondroana mahametisy azy.
Hatramin'ny 2014, ny Cholita ihany kosa dia anaran'ny gazetibokin-damaody iray ao Bolivia. Efa nantsoina izy io hoe “Vogue Andeana,” ary ny mpamaky nokinendry dia ny vehivavy teratany izay mitafy ara-pomban-drazana ary mihamiharihary sy mihamatanjaka ny anjara toerany eo amin'ny fiarahamonina.
Ny tonia Ester Chaym no nanazava tao amin'ny antsafa tamin'ny sampam-baovao espaniola EFE tamin'ny Oktobra 2014 fa raha nifantoka fotsiny tamin'ny lamaody ny gazetiboky, dia mety ho nankaleo ireo “vehivavy mpandray raharaha an-tanana, miasa mafy, kinga ary zatra manombo-javatra vaovao.”
Araka ny volazan'ny lahatsoratra, izay notsimponin'ny fampitam-baovao nanerana ny tontolo mpiteny espaniola, dia tamin'ny jolay 2014 no nivoaka voalohany ity gazetiboky mivoaka isam-bolana ity. Nanazava i Chaym:
Es una revista que plantea el matriarcado como una alternativa para hacer de este mundo un lugar plenamente feliz y próspero, quizás ya es tiempo de turnarse y que sean las mujeres las que tengan el poder.
Ity gazetiboky iray izay manolotra ny fitantanandreny ho azo atao safidy faharoa mba hahatonga izao tontolo izao ho toerana feno fanambinana sy faly, izao angamba ny fotoana hanovan-javatra mba hahatonga ny vehivavy hanana ny fahefana.
Nozarainy ihany koa ny hevitra nipoiran'ny fivoahan'ny gazetiboky:
Chaym relató que la idea de editar una revista de estas características partió de la espontánea reacción de una niña alemana que, cuando llegó a Bolivia y vio a las mujeres ataviadas con las tradicionales mantas, polleras y sombreros tipo bombín, exclamó: “¡Este país está lleno de princesas!”
Nahatsiahy i Chaym fa ny hevitra nahatonga ny famoahana gazetiboky amin'ireo toetra manavaka azy ireo dia nalaina avy amin'ny fihetseham-po tsy voatanan'ny vehivavy alemana iray, raha tonga tany Bolivia ka nahita ireo vehivavy nitafy ny lambam-behivavy ara-pombandrazana, zipo sy satroka boribory kely sofina, dia nihoraka hoe: ” feno printsesy ity firenena ity!”
Ny ekipa mandrafitra ny famelomana ity gazetiboky ity dia vondrona cholitas iray mizara ny toe-javatra iaianan'izy ireo.
Tao amin'ny Twitter, nanana ny akony ny vaovaon'ny gazetiboky tamin'izany fotoana:
“@ELTIEMPO: Nace en Bolivia la ‘Vogue andina’ con consejos de moda para ‘cholitas’ http://t.co/fwWinkf52d pic.twitter.com/cyncqmqKkr” / @GDiegoa
— Trilce Lovisolo (@trilcelovisolo) octubre 31, 2014
Navoaka ao Bolivia ny ‘Vogue Andeana’ ahitana fanorotoroan-damaody hoan'ny cholitas.
#AhListoQueProgre Nace en Bolivia la “Vogue andina” para mujeres indígenas http://t.co/WervPNxAs1
— Ignacio Xoraxuria (@xoraxuria) octubre 25, 2014
Eto Bolivia, teraka ny ‘Vogue Andean’ hoan'ny vehivavy teratany.
Salió la Revista Para Ti de las cholitas bolivianas. Voy a coleccionarla. http://t.co/Up6qS4FSuQ
— enzo (@scargenz) noviembre 6, 2014
Gazetiboky Para Ti hoan'ny cholitas Boliviana. Hangoniko hotehirizina.
Vogue Andina…qué hijaputezZz #Cholitas
— Cecilia Giuffrida (@GIUFFRA) noviembre 17, 2014
Vogue Andeana … zazasary ianareo. #Cholitas
Las “cholitas” ahora son las reinas de la moda: Esta es la nueva “Vogue” boliviana http://t.co/Vo3KfZqpJd pic.twitter.com/2I3kQW6mvp
— MAFFY (@LidiaMaffy_2014) octubre 28, 2014
Lasa mpanjakavavin'ny lamaody ankehitriny ny Cholitas: indro ny “Vogue” boliviana vaovao.
Tamin'ny Novambra 2013 ny fiadidiana ny tanànan'ny renivohitra boliviana La Paz no nanambara ny cholita ho “vakoka ara-kolontsaina tsy azo tsapaina” an'ny tanàna.

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Sekoly Iray Ao Etazonia Mampianatra Ireo Raim-pianakaviana Koreana 'Ny Fomba...
Ny Shinoa sy ny Japoney ary ny Koreana tsy mifampikasoka izany rehefa mifampiarahaba... dia izay...
Misaotra betsaka ny mpanoratra sy ny mpandika. Propagandy sa fiatsarambelatsihy sa eso no hilazana izao. Ianao firenena...
Mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin'ny lahatsoratra ilay izy. Efa karazana...
Israely: Fisoloana Vava Ny Fampinonoana Imasom-bahoaka
Fantany ka. Hainy ny fitsipika rehefa QR
Ity kosa angamba lahatsoratra tselatra an!
Tahiry isambolana
- Avrily 2018 150 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 104 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Tena ilaina ny fiahiana an'ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa....
Tena mahaliana an'ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan'ny fiarah-monina izy ireny,...