Tantara tamin'ny 14 Jona 2015
Ny Fiovaovan’ny Toetrandro No Ao Ambadiky Ny Fihenan’ny Farihy Baikal Any Rosia, Hoy ireo Manampahaizanana
Baikal no farihin-dranomamy lehibe indrindra maneran-tany ary voarakitra ho Lova Iraisam-pirenena ao anaty lisitry ny UNESCO. Niharan’ny fidinana mandozan’ny haavon’ny ranony izy.
Zazavavy Andevo Lasa Olomangam-Pirenena Hiditra Hianatra Sekoly Ambony
'Nisy fitsipika hafahafa – tsy maintsy vonona hanaiky ny fanararaotana ny Kamlaris, fa tsy mahazo mitaraina..'
Elaine Diaz, Mpampianatra Fanaovan-gazety: Mitsapa Ny Fetran'ny Fahalalahan'ny Media Any Kiobà Ao Anaty Fiovàna Malaky Be
Mandrara ny hisian'ny media tsy miankina ny lalàm-panorenan' Kiobà. Fa vonona ny hiady, hanandrana ny hampihemotra ireo famerana ireo i Elaine Diaz, mpampianatra ao amin'ny Anjerimanontolon'i Havana sady mpanoratra ao amin'ny GV
Alohan'ny Fifidianana Solombavambahoaka Saropady Ao Torkia, Manadihady Momba Ireo Fanambarana Ara-politika Ny Tranonkala Iray Mpanara-maso Ny Tena Zava-mitranga
Ny mpanao politika? Mandainga? Sanatria!