Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

01 Jona 2015

Tantara tamin'ny 01 Jona 2015

Argentina: Diabe Amin'ny ‘Andro Maneran-tany Ho An'ny Hetsika Manohitra Ny Monsanto’

"Any #Argentina, glyphosate 300 tapitrisa litatra no afafy isan-taona amin'ny toeram-pambolena mirefy 28 tapitrisa hektara, misy fiaintraikany amin'ireo olona maherin'ny 10 tapitrisa."

Mbola Mitokona Hatrany Ireto Mpiasan'ny Ozinina Any Filipina Ireto Na Eo Aza Ireo Fanafihan'ny Mpiambina sy Jiolahim-boto

Mpiasa araka ny fifanarahana asa na mpiasa miserana ny 90 isanjaton'ireo mpiasan'ilay orinasa. Naparitak'ireo jiolahim-boto nolazaina fa vokaraman'ny orinasa tamin'ny fihetsika mahery vaika ireo mpiasa nitokona.

Ny Fomba Nahalasa Ho Famantaram-Pirenena Ilay Zava-Pisotro Kyrgyz Voahotrika

'Nanomboka nanangona vola aho hividianana fiara iray, nefa tsy maharesy fakampanahy ny tsy hividy Shoro.'