Nitolona mafy hatry ny ela mba hiarovana ny tokantrano sy ny kolontsain'izy ireo ny olona teratany Tao ao amin'ny Nosy Orchid ao Taiwan satria niova ny tontolo manodidina azy ireo
Tamin'ny 2014, nahazo magazay misokatra maromaro milahatra voalohany ny nosy. Ary tao anatin'ny taona vitsivitsy, nanjary toeram-pizahan-tany malaza noho ny harambatony mahafinaritra sy ny kolontsaina miavaka an'ny vahoaka Taô ny nosy.
Maro no miahiahy fa miteraka fako sy loto bebe kokoa ny fitomboan’isan'ny mpizaha-tany, fa tsy asa sy fidiram-bola. Miantehitra amin'ny jono nentim-paharazana ny vahoaka Taô mba hamelo-tena, saingy tandindon-doza ankehitriny izany fomba fivelomana izany.
Nitsidika tsy tapaka ny nosy i Wen-Yen Wang ary nandrakitra ny tantaran'ny vahoaka Taô tao anaty sary, izay nahazo loka vao haingana tamin'ny sokajy maromaro nandritra ny fifaninanam-pirenena nokarakarain'ny Taiwan News Photograph Study Group. Ireto ambany ireto ny sasany amin'ireo sariny miaraka amin'ny fanoritsoritana.
退潮的夜晚,一位蘭嶼人到海邊抓螃蟹。
他在黑色的礁岩上跳躍,浪花不時拍打上來,不見他什麼動作,手中卻已多了幾隻螃蟹。他偶爾也跳進水裡,尋找躲在水底岩縫中的龍蝦。
Amin'ny alina rehefa nihena ny samonta (marées), niditra tao anaty ranomasina ny Mponin'ny Nosy Orchid iray mba hisambotra foza. Nitsambikina ambonin'ny vatohara mainty izy. Nitopatopa matetika eny amin'ireo vato ny onja. Tsy nahita azy nihetsika aho, kanefa efa nahazo foza maromaro teny an-tanany izy. Indraindray izy mitsambikina ao anaty rano mba hitady orana miafina eo anelanelan'ny vato ambanin'ny rano.
達卡安是位在蘭嶼新舊時代交替下典型人物,他從小就不愛上學所以識字不多,但卻是漁人部落中有名的海王子,對於海洋的知識極其豐富,許多蘭嶼人都會前來向他討教捕魚技術。 在傳統的達悟文化中,會抓魚的男性是女性絕佳的擇偶對象,但達卡安至今仍然單身一人,因為早已進入貨幣經濟社會的蘭嶼,對於男人的捕魚能力已不那麼看重。而達卡安即使徒手潛水抓魚功夫一流,在蘭嶼也無法靠此獲得什麼金錢收入,所以他也開始在飛魚季過後,到臺灣找尋工作賺錢。
Toetra miavaka maneho ny tetezamitan'ny fomba fiaina taloha amin'ny fomba fiaina vaovao tao amin'ny nosy Orchid i Dakaan. Tsy mahay mamaky teny loatra izy satria tsy tia nandeha tany an-tsekoly fony izy mbola ankizy. Na izany aza, malaza toy ny ‘mpanjakan'ny ranomasina’ izy ao amin'ny tanànan'ny mpanjono. Mahafantatra zavatra betsaka momba ny ranomasina izy, ary maro ireo mponin'ny Nosy Orchid manatona azy mba hianatra momba ny fisamborana trondro. Ao amin'ny fiarahamonina Taô nentim-paharazana, ny lehilahy mahasambotra tondro no tena tsara indrindra ho an'ny vehivavy. Na izany aza, mbola tsy manambady i Dakaan amin'izao fotoana izao, satria tsy manome lanja intsony ny fahaizana manjono ny mponin'ny nosy Orchid izay mirotsaka ao anatin ‘ny fiharian-karena ara-bola. Na dia manana fahaizana mampitolagaga amin'ny fisamborana trondro amin'ny tanany miditra any anaty rano aza i Dakan, dia tsy mba afaka mahazo volabe amin'izany. Vokatr'izany, nanomboka nahazo vola fanampiny ao amin'ny nosy lehiben'i Taiwan izy aorian'ny vanim-potoanan'ny fisidinan'ny trondro.
達卡安早上下海巡視他所設置的沉底網。
Miditra an-dranomasina vao maraina i Dakann mba hijery ny harato napetrany ao ambanin'ny ranomasina.
達卡安在海浪拍打的岩岸邊,游泳撿拾蠑螺。
Dakaan milomano eo anelanelan'ny harambato sy ny manodidina mba hanangona sifotra hamama.
達卡安正在將他所網獲的十多尾白毛魚收起。
Dakaan manangona harato feno trondro lehibe am-polony.
為了設置沉底網,達卡安必須潛入6米多的海底,搬時[石]頭壓住網底。
Rehefa mametraka harato ao amin'ny fanambanin'ny ranomasina, tsy maintsy mitsoraka mba hahatratra ny 6-metatra halalin'ny ranomasina i Dakaan mba hamikirana ny harato amin'ny vato.
在上浮至海面的途中,達卡安正與他方才捕捉的章魚搏鬥。
Miady amin'ny horita vao avy nosamboriny i Dakaan eo an-dalana hiakatra hivoaka ny ranomasina..
夜間潛水的達卡安,正在找出藏在岩洞內休息的魚。
Mitady trondro miafina ambadiky ny ny harambato mandritra ny fisitrihana amin'ny alina i Dakaan.
在一個冬天夜潛結束後,達卡安使用山壁間的泉水洗澡取暖,即使在寒流來襲,他下海依然不穿任何防寒衣。
Misasa ao amin'ny renirano hampafana ny vatany i Dakaan rehefa avy misitrika an-dranomasina mandritra ny alin'ny ririnina. Tsy mitafy ilay akanjo mando izy na dia tonga aza ny hatsiaka voalohany.
在海上開船捕飛魚以及釣魚的達卡安。
Mitaingina sambo i Dakann hisambotra trondro manidina sy hanjono
飛魚季過後,在臺灣工作的達卡安沒有機會下海,與朋友吃飯以及唱歌成了唯一的娛樂。
Aorian'ny vanim-potoana fisidinan'ny trondro, mankany Taiwan hiasa i Dakaan. Lavitra ny ranomasina, lasa fialam-boliny ny fisakafoanana miaraka amin'ny namana sy ny fihirana
阿文在蘭嶼長大,經營著雜貨店與機車租賃,雖然幾乎不下海,對於蘭嶼的海與土地,他卻比任何人更加關切與擔憂,深怕自己美麗的家鄉土地總有一天會因會環境破壞而消失。他開始續投入島上的資源回收工作,自己接洽的回收廠商,購入一台壓縮機,到全島各處放置網袋,甚至為此還買了一台貨車。每隔幾天就開著這輛貨車,去收回已裝滿瓶罐的網袋,並放置新的空網袋。 為了置放這些瓶罐,他還向那不贊成他作此事的父親要了一塊土地,把本來應該種植芋頭的良田,變成他的儲存場地。別人的田是種出芋頭地瓜,他的田卻是長出一堆垃圾。
Lehibe tao amin'ny Nosy Orchid i Awen. Manana magazay mivarotra enta-madinika sy mitantana orinasa mpampanofa môtô izy. Na dia zara raha miditra any an-dranomasina aza izy, dia miahy fatratra ny ranomasina sy ny nosy mihoatra noho ny olona na zavatra hafa. Manahy izy fa mety hanjavona noho ny fandringanana ny tontolo iainana ny tanindrazany mahafinaritra. Nanomboka niasa tamin'ny fanodinana fako izy: mifandray amin'ireo orinasa fanodinana izy, manangona harona feno tavoahangy sy kapoaka, ary mametraka izany amin'ny harona vaovao. Nividy fiara ho amin'ny fanolora-tena bebe kokoa aza izy. Mitondra fiara izy hanangonana ireo harona feno tavoahangy sy kapoaka ary mametraka harona vaovao isaky ny andro vitsivitsy manerana ny nosy. Mba hitehirizana ireo tavoahangy sy kapoaka, nangataka tamin-drainy, izay tsy mankasitraka ny asany, izy mba hanome azy sombin-tany tsara hambolena vomanga sy saonjo, ho toeram-pandevenam-pako. Ahitana saonjo sy vomanga maniry ny sombin-tany hafa, ny azy kosa fako no mitombo eo aminy.
江民軍是朗島部落的其中一為大船船主。傳統的蘭嶼船團組織是以家族為單位,而能擔任船主的人,除了要家族興旺,也必須受眾人敬重。現今因為社會文化變遷,傳統的船團組織早已不再,而碩果僅存的幾位大船船主年事都已高。
Min-Jun Jiang no lehiben'ny sambo goavana iray ao I-Raraley. Taloha, tantanin'ny fianakaviana ny sambo lehibe fanjonoana ao amin'ny nosy Orchid. Tsy maintsy olo-malaza hajaina manana fianakaviana midadasika ny lehiben'ny sambo. Noho ny fiovana ara-piaraha-monina sy ara-kolontsaina, tsy misy intsony izany karazana fianakaviana mitantana sambo izany. Ary efa antitra avokoa ireo lehiben'ny sambo sasantsasany.
Lahatsoratra mifandray amin'izany: Related articles:
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 45 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...