Tantara tamin'ny 07 Mey 2015
Lalàna Tamin'ny Andron'ny Tsar no Entina Handrarana ny Votoaty Vetaveta ao amin'ny Aterineto

Nandray fanapahan-kevitra hampiditra ireo habaka 136 ao anaty lisitra mainty ny fitsarana rezionaly ao Tatarstan raha tsy manaisotra ireo pejy rehetra misy votoaty vetaveta izy ireo.
Sary Mahavaky Fo Mampiseho Ireo Toerana Mana-tantara Taloha sy Taorian'ny Horohorontany
Namela holatra tsy hay fafana ny horohorontany tao Nepal. Na dia eo aza ny faharavana, tsy kivy ny Nepaley amin'ny fananerana indray ireo toerana sy tsangambato manatantara.
Ny Fomba Mety Hamotehan'ny Dihy Vody Ny Fandraharahàna Madinika Rosiana

Nampiasa fomba fandihy tsy fampiseho masoandro mba hampahafantarana ny vokatra avy aminy ny orinasa Rosiana iray mpanao vokatra ho an'ny fikarakarana tarehy, ary politisiana Rosiana iray no nilaza fa manao "fihetsika fitondrantena ratsy" manohintohina ireo ankizy tsy ampy taona ny dokambarotr'ilay orinasa.
Sambany Teo Amin'ny Tantara, Namoaka Didy Amin'ny Fiteny Quecha Sy Aymara Ireo Mpitsara Ao Però
Efa ampolo taona maro ny Aymara sy Quechua no fiteny ofisialy tao Però, saingy tamin'ity 2015 ity ireo mpitsara vao sambany ampiasa ireo fiteny ireo tany anatin'ny didy ofisialy navoakany.