Maka Hetsika Maroloko Ilay Taombaovaon'i Bengali Manohitra Ny Fironana Mahery Fihetsika Ara-pinoana Ao Bengladesh

Olona nankalaza ny andron'ny Pahela Baishakh tao Mangal shobhajatra (Famoriam-bahoaka), hetsika nokarakarain'ny Departemantan'ny Zavakanto ao amin'ny Oniversiten'i Dhaka handraisana ny Taombaovaon'ny Bengali. Sary avy amin'i Sourav Lasker. Fizakàmanana Demotix (14/4/2015)
Mafy tamin'ny Bangladesh ireo volana vitsy lasa teo noho ny savorovoro politika sy ny herisetra tsy nitsahatra sy namoizana ain'olona maherin'ny 120. Ilay famonoana tsy ela akory ireo bilaogera roa mafana fo, mpisaina malalaka, sy ny fiakaran'ny elatra vaovaon'ny mpanohitra izay mikasa ny hamono ireo tsy mpino, no isan'ny tena nampanahy be ny maro.
Isaky ny tojo olana ny firenena, miverina any amin'ny fàkany hatrany ireo mponina ao Bangladesh, mitady fiononana ao anatin'ny zavakanto sy ny kolontsaina mba hitambarana hanohitra izay fanamby rehetra atrehany.
Ny Talata 04 aprily 2015, nanao izany indrindra ny mponina tao Bengladesh, nandray ny taombaovao 1422-n'ny Bengali niaraka tamin'ny fahavononana hanohy ny tolona hanoherana ny famehezana ho anaty kitapo tokana sy ny fanarahana an-jambany ara-pinoana.
Ireo Bengalis, izay ahitàna ny foko be indrindra (98%)ao Bengladesh, dia mankalaza ny taombaovao (Pohela Baishakh) amin'ny fiaraha-mizotra ao anaty loko isan-karazany sy fety marobe. Tamin'ity taona ity, nanana lohahevitra manokana ny fankalazàna : “Onek Alo Jaalte Hobe Moner Ondhokare” (mandrehitra hazavana maro anatin'ny haizin'ny fo). Nosafidiana manokana io ho fahatsiarovana ilay bilaogera sady mpanoratra, Avijit Roy, ary ilay mafana fo anaty aterineto, Oyasiqur Rahman, nisy namono tsy ela akory izay. Hitataoanatin'ny fiaraha-mizotra ny tsangambato iray eo amin'ny 20 metatra eo ho eo maneho ny fisongan'ny hery kaominaly, izay mampahatsiahy ny rehetra fa tokony ho ariana ny fifandirana toy izany.

Olona mitafy akanjo maroloko tao anatin'ny Mangal Shobhajatra (Famoriam-.bahoaka). Sary an'i Sourav Lasker. Fizakàmanana Demotix(14/04/2015)
Ny Pohela Boishakh no andro voalohany amin'ny tetiandron'ny Bengali, ankalazaina ny 14 Aprily ao Bengladesh ary ny 15 Aprily no anaovana azy ao amin'ny fanjakana Indiana ao Bengal Andrefana. Foara sy hetsika an-jatony no nentina nandray ny Taombaovao tany amin'ny toerana maro tao Bengladesh sy Bengal Andrefana. Tao Dhaka, renivohitr'i Bangladesh no nisehoan'ny fety goavana indrindra, izay nahitàna olona an-tapitrisany nanao saron-tava miloko marevaka sy nanao fiakanjo nentim-paharazany, nanao diabe nanamarika ny andron'ny Mangal Shobhajatra ho fankalazana ilay taombaovao.
Tanvir Haider Chaudhury dia nanoratra toy izao tao amin'ny Facebook :
আপনি যেখানে থাকুন, পারলে ঢাকা চলে আসুন। পৃথিবীর সবচেয়ে আনন্দময়, উৎসবমুখর জায়গা এই মুহূর্তে ঢাকা।
শুভ নববর্ষ।
Na aiza na aiza misy anao, miangavy, mba tongava eto Dhaka raha afaka. Amin'izao fotoana izao, Dhaka no toerana mahafinaritra indrindra eto an-tany, feno karazanà fety. Shuvo Noboborsho (Arabaina tratry ny taona).
Raha toa ilay mpampiasa Twitter, Bappy, ka nibitsika ity sary ity :
:
No race can beat Bengali in celebration & hospitality ! #BengaliNewYear #pohelaboishakh pic.twitter.com/i46i9xGzIi
— Bappy (@im_bappy) 14 Aprily, 2015
Tsy misy foko maharesy ny Bengali raha resaka fankalazàna sy fandraisana vahiny !

Ireo mponina nankalaza ny Pahela Baishakh tao Mangal Shobhajatra, hetsika izay nokarakarain'ny
Departemantan'ny Zavakanto ao amin'ny Oniversiten'i Dhaka hitsenana ny taombaovao 1422 Bengali. Sary nalain'i Sk. Hasan Ali. Fizakàmanana Demotix (14/4/2015)
Anila Haque dia nisaotra ny Google tamin'ny namoronany fanairan-tsaina (doodle) ho an'iny andro iny :
শুভ নববর্ষ (Shubho Noboborsho 1422)!!! Thank you Google! 🙂
Bangla New Year 1422 #GoogleDoodle https://t.co/zVFAdHMWEc
— Anila Hoque (@tweet2Ann_E) 14 Aprily , 2015
শুভ নববর্ষ (Shubho Noboborsho 1422)!!! Misaotra Google! 🙂 Taombaovao Bangla 1422
Gargie Ahmad dia nirary io taona vaovao io mba hitondra lalàna vaovao sy fiatombohana vaovao :
Happy Bengali new year, শুভ নববর্ষ, welcome 1422! Much to be sad about in world, but hoping fresh year brings fresh starts.
— Gargie Ahmad (@GargieAhmad) 14Aprily , 2015
Arahaba tratry ny Taombaovao Bengali, শুভ নববর্ষ, tongasoa ny 1422! Maro ny zavatra mampalaelo eto an-tany, kanefa mino fa ity taona vaovao ity dia hitondra fiantombohana vaovao. #pohelaboishakh

Ho an'ireo Bengali, tsy trondro fotsiny ihany ny Hilsa. Fa tena manana anjara toerana lehibe eo amin'ny kolontsaina sy lovam-pirenena mihitsy. Na io nendasina sy nahandroina niaraka tamin'ny tsinampy, ny hilsa no tsy maintsy hita amin'ireo fety fankalazàna ny Pahela Baishakh. Sary nalain'i Sourav Lasker. Fizakàmanana Demotix (14/4/2015)
Ny Praiministra Indiana, Narendra Modi, dia nandefa bitsika tamin'ny teny Bengali hoe :
পয়লা বৈশাখে সব বাঙালী বন্ধুদের আমার শুভেচ্ছা। আগামী বছরটা দুর্দান্ত কাটুক সকলের, শুভ নববর্ষ !
— Narendra Modi (@narendramodi) 14 Aprily , 2015
Ny firariako soa ho an'ireo Bengali namana rehetra noho ny Pahela Boishakh. Enga anie ho tsaratsara kokoa ho an'ny isam-batan'olona ity taona ho avy ity. Shuvo Noboborsho (tratry ny taona).

‘Nokhsikatha’ Soratsoratra an-drindrina nataon'ireo mpianatra avy ao amin'ny Ivontoerana Ho an'ny Zavakanto teo amin'ny rindrin'ny Oniversite-n'i Dhaka izay toerana niantombohan'ilay hetsika. Sary nalain'i Firoz Ahmed. Fizakàmanana Demotix (14/4/2015)
Ary ny hafa amin'ireo mpisera ety anaty aterineto no nandefa bitsika momba iny fialantsasatra iny :
#pohelaboishakh dinner with traditional hilsa (ilish) fry #noboborsho @urmeechakma pic.twitter.com/5grzb5m1MB
— Raqib Chowdhury (@raqibc) 14 Aprily, 2015
#pohelaboishakh sakafo miaraka amin'ny hilsa (ilish) nendasina tamin'ny fomban-drazana #noboborsho
Happy Bangla New Year 1422… & Happy Pohela Boishakh to all… Our #BD every year looks beautiful like that one… pic.twitter.com/gAtrBsf4LY
— Izaho ihany ity! ❤ (@PathanAnanya) 14 Aprily , 2015
Arabaina nahatratra ny taona vaovao Bangla 1422…& Arahabaina ny rehetra nahatratra ny Pohela Boishakh… Ny #BD antsika isan-taona dia tsara toy ity iray ity koa…
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...