Horohorontany Ao Nepal: Miditra Aterineto Ny Olona Manerantany Hahitany Ireo Havana Aman-tsakaizany

Kianjan'i Patan durbar manan-tantara ara-fotodrafitrasa ao Kathmandu, Nepal rava tanteraka tamin'ny horohorontany maridrefy 7.8. Sary avy amin'i Sumit Shrestha. Zon'ny mpamorona Demotix (25/4/2015)
Nanambara ny governemanta Nepaley efa sahirana mafy fa latsaka an-katerena ny firenena ary miantso ny fiarahamonina iraisampirenena taorian'ny horohoron-tany goavana maridrefy 7.8, izay namely tamin'ny mitataovovonan‘ny 25 Aprily, tao amin'ny tanàna lehiben'i Nepal ao Kathmandu sy Pokhara, ka niteraka fahafatesan'olona mihoatra ny 1.800.
Ao anatin'izany krizy izany, mampiasa ny fitaovana toy ny Google Person Finder sy ny Facebook Safety Check ny olona mba hitady ireo havana aman-tsakaizany. Natsangana tamin'ny 2010 ny Google Person Finder noho ny horohorontany tany Haiti ary nanampy ny olona hifankahita taorian'ny loza, tamin'ny alalan'ny fitrohana sy fampiakarana tahiry ao amin'ny habaka.
Use @google ‘s “Person Finder” help those affected by #NepalQuake http://t.co/lrgqmUD8px pic.twitter.com/9cNdp6MZ9o #Kathmandu
— Kristina Dei (@2kdei) April 25, 2015
Ampiasao ny “Person Finder” an'ny google mba hanampiana ireo niharan'ny #NepalQuake
Mampiasa habaka natsangana vao haingana “Safety Check” ihany koa ireo mpiserasera Facebook, izay ahafahanao milaza fa ‘tsy maninona’ ianao na ny namana iray tao amin'ny faritra nitrangan'ny loza.
#earthquake Mobile phone services affected across Nepal
— Times of India (@timesofindia) April 25, 2015
Tsy mandeha ny antso an-tariby rehetra manerana an'i Nepal
Everyone trying to call #Nepal, please use Viber, WhatsApp and Text Messages. Calling landline is creating congestion, not helpful.
— Anup Kaphle (@AnupKaphle) April 25, 2015
Hoan'izay miezaka miantso ao Nepal, ampiasao ny Viber, WhatsApp sy ny Text Messages. Miteraka fitohanana ny fiantsona amin'ny finday, fa tsy manampy
Three people you must follow for #Nepal quake updates from the ground in Kathmandu — @kundadixit, @KanakManiDixit and @kashishds.
— Anup Kaphle (@AnupKaphle) April 25, 2015
Olona telo tsara arahinao mikasika ireo vaovao farany avy eny ifotony ao Kathmandu: @kundadixit, @KanakManiDixit ary @kashishds.

Ny Tempolin'i Krishna Mandir sy Taleju ihany sisa no mitsangana ao amin'ny kianjan'i Patan. Sary: Kunda Dixit. Nahazoan-dalana
Fijerena ny media sosialy
Maro ireo miankina amin'ny habaka media sosialy hanarahana ny fiovana eny ifotony.
Nepali immigrants are glued to FB for news of loved ones in Jackson Heights, Queens, one of fastest growing diaspora communities.
— Benjamin Mueller (@benjmueller) April 25, 2015
Niraikitra tao amin'ny facebook ireo mpifindra-monina Nepaley mba hijery vaovao momba ireo namana aman-tsakaizany ao Jackson Heights, Queens, iray amin'ireo vondrom-piarahamonina am-pielezana mandroso haingana.
This is when you realize the importance of twitter! When you are far away and you get the information needed! #EarthquakeNepal
— Pallavi Dhakal (@PallaviDhakal) April 25, 2015
Ahatsapanao ny maha-zavadehibe ny twitter izao! Raha lavitra ianao ary mahazo izay vaovao ilaina.
Faharavana mieli-patrana
Kathmandu’s Patan Durbar Square before and after the #NepalEarthquake pic.twitter.com/KoYNXAjAOr
— CCTVNEWS (@cctvnews) April 25, 2015
Kianjan'ny Patan Durbar ao Kathmandu teo aloha sy taorian'ny horohorontany
#Nepalquake: Buildings collapsed, hundreds feared trapped and injured, phone networks affected. Our team is on standby and ready to assist.
— UN OCHA Asia Pacific (@OCHAAsiaPac) April 25, 2015
Tranobe nianjera, an-jatony ireo natahotra ho voafandrika sy naratra, tapaka ny tambajotram-pinday. Efa vonona ny ekipanay ary vonona hitondra fanampiana
BASANTAPUR DURBAR SQUARE IS GONE!!! pic.twitter.com/HnauT0fDia
— Kashish Das Shrestha (@kashishds) April 25, 2015
RAVA TANTERAKA NY KIANJAN NY BASANTAPUR DURBAR
massive damage #earthquakenepal pic.twitter.com/XAN6njWC0N — Achyut Luitel (@achyutluitel) April 25, 2015
faharavana tanteraka.
Hunkered down in Lobouche, some building damage #earthquake #Everest #NepalQuake pic.twitter.com/WKZF1pJmup
— David Arvan (@threadalist) April 25, 2015
Fahasimbana ao Lobouche, rava ireo tranobe sasany.
Rava tanteraka ihany koa ny tilikambo manan-tantara ao Kathmandu, izay fianihan'ny olona rehefa hitazana ny tanàna mahafinaritra
Dharara was seen by my grandfather minutes after it fell in 1934. Today was my turn to see the rebuilt Dharara fall. pic.twitter.com/QWbcJYOgSY
— Kanak Mani Dixit (@KanakManiDixit) April 25, 2015
Nahita ny Dharara minitra fohy taorian'ny nianjerany tamin'ny 1934 ny raibeko. Anjarako indray ny mahita ny fanavaozana ny fianjeran'ny Dharara
Ao anatin'izao faharavana izao, voalaza fa safotry ny rano ihany koa ny hopitaly ao amin'ny renivohitra Kathmanduy. Maro ireo notsaboina ao ivelany
TU teaching hospital. #Earthquake injured are getting treatment on open space. Tents are urgent need. pic.twitter.com/Dp2fswi051 — Dipak Bhattarai (@dipakbhattarai) April 25, 2015
Hopitaly fampianarana TU. Tsaboina eny an-kalamanjana ireo naratra tamin'ny horohorontany. Ilaina maika ny lay.
India, Bangladesh ary Tibet
Incredible @epaphotos image of man trapped by #NepalQuake upto his chest. And he's one of the lucky ones! #Nepal pic.twitter.com/jDBwWvomzv
— Jon Williams (@WilliamsJon) April 25, 2015
Sary tsy mampino ahitana lehilahy iray mihitsoka ao anaty korontan-trano rava ny hatreo amin'ny tratrany. Anisan'ireo tsara vintana izy
Niteraka tahotra goavana tao amin'ny faritra ny horohorontany, araka ny tatitra farany, olona 54 no namoy ny ainy manerana ny sisintanin'i Bihar, Bengal Andrefana ary Uttar Pradesh ao India. Olona telo kosa no maty tao amina distrika telo ao Bangladesh noho ny horohorontany namely ny firenena.
Tahotra amin'ny Setriny
Araka ny tatitra sasany, horohoron-tany somary maivana ity, ka mahatonga azy mampatahotra ny mety ho setriny ao amin'ny faritra nandrenesana ny horohorontany. Noho ny toetry ny horohorontany, sy ireo tranobe maro mora mirodana namboarin'ny fanjakana ao an-drenivohitra, indrindra ireo efa taloha be, atahorana hiteraka fahasimbana sy fahafatesana fanampiny ny setriny aorian'ny horohorontany
180 bodies retrieved under the Dharhara Tower rubble in #Kathmandu in #NepalQuake pic.twitter.com/FDFiv2uith
— Rajesh Shenoy (@ranjalrajesh) April 25, 2015
Vatana mangatsiaka 180 no noesorina tao anaty korontan-trano ravan'ny tilikambo Dharara tao Kathmandu
Fotoana ahatsapahan'ny maro ho tsy afa-manoatra izao.
#afterquake how come you be so rude to us! Please have mercy on people in Nepal! 🙁 #earthquake #NepalQuake God where are you? Shit!
— सृष्टि महर्जन (@twity_seestee) April 25, 2015
Nahoana no masiaka aminay ianao #afterquake (setriny aorian'ny horohorontany) ! Mba miantrà amin'ireo vahoakan'i Nepal. Aiza ianao Andriamanitra?
Fotoanan'ny fisalasalana goavana.
Almost 7 hrs. since the initial Earthquake, the aftershocks are still continuing. Source : USGS. #NepalQuake pic.twitter.com/Vp7UtMSFqW
— Deepti Gupta (@deepti_jbg) April 25, 2015
Efa ho adiny fito, hatramin'ny niandohan'ny horohorontany, mbola mitohy ny setrin'ny horohorontany. Loharanom-baovao: USGS
Amin'izao fotoana izao, mahatonga ny maro hiandry ao ivelan'ny tranon'izy ireo ny tahotry ny voka-dratsy aorian'ny horohorontany.
#Kathmandu in near total darkness as hundreds of thousands spend night in tents. Reports of entire villages razed from near epicentre.
— Kunda Dixit (@kundadixit) April 25, 2015
Saika ao anatin'ny aizina tanteraka i Kathmandu satria an'hetsiny ireo matory ao anaty lay mandritry ny alina. Tatitra avy ao amin'ny tanàna rava manontolo.
Bhandarkhal Garden of Patan Darbar has been turned into a shelter for locals. #Nepalquake pic.twitter.com/goUxIu9O30
— Kunda Dixit (@kundadixit) April 25, 2015
Nanjary fialokalofana hoan'ireo olona ao an-toerana ny Zaridaina Bhandarkhal ao Patan Darbar
Tonga ny fanampiana sasany avy amin'ny fikambanana mpanao asa soa tahaka ny Oxfam, Save the Children (Arovy ny ankizy), the Red Cross (Vokovoko Mena) ary koa ny governemantan'i India. Ity ny rohy misy ireo fikambanana mpanao asa soa nitondra ny fanampiany taorian'ny horohorontany.
Nisioka ny filoha lefitry ny the Times of India hoe:
@kundadixit @KanakManiDixit 3 IndianAirForce big birds landed in Nepal w/relief teams, anothr w/mobile hospital/35 docs tnite enr — Rachna Burman (@rachnaburman) April 25, 2015
Voromby lehibe 3 an'ny Indian Air Force no niantsona tao Nepal niaraka tamin'ireo ekipa mpamonjy, ny sasany miaraka amin'ny toeram-pitsaboana an-kalamanjana sy dokotera 35
Tao amin'ny Facebook, nisaotra an'i India noho izany fihetsika izany ny sasany. Ny faharavana izany nozaraina tao amin'ny Twitter, na dia izany aza, dia milaza fa mbola ilaina ny fanampiana bebe kokoa sy haingana kokoa.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 27 Lahatsoratra
- Desambra 2020 44 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...