Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

14 Marsa 2015

Tantara tamin'ny 14 Marsa 2015

Katsuo Ningen, Lohan-trondro Notapahana Miendrika Olombelona Mambabo Ny Fon'ny Japana

Ao amin'ny firenena zatra sarim-biby famantarana (maskoty) hafakely, na dia ny Japoney aza somary gaga tamin'ny "Lehilahy Bonito," fantatra kokoa ao amin'ny firenena ho Katsuo Ningen, izay misolotena ny prefektiora lavi-dalana mitoka-monina indrindra ao Japana.

Mpanao Ady Totohondry Misandratra sy ny Takaitran'ny Adin'Andian-Jatovo ao Lyari, Pakistan

Avy any amin'ny tanàna amorontsirak'i Gwadar ao Balochistan i Talha Baloch. Saingy taorian'ny tsy fisian'ny fivoaran'asa tao dia nifindra tany Lyari, Karachi fanta-daza amin'ny famokarana mpanao ady totohondry mahay dia mahay izy.

Jereo Ny Nataon'ireo Toeram-pitrandrahana Harena ankibon'ny Tany Goavana Tamin'ireo Nosy Filipiana Efatra Mahafinaritra

"Tsy afaka ny hanampina maso sy hanentsina tadiny amin'ireo fanamparana ataon'ny mpitrandraka izy, raha ny ny olona etsy ankilany mizaka ny vokatry ny asa tsy nataony akory.”

Filma Mampiseho Ny Fiainan'ireo “Mpiasa Antselika ao Japàna” Mialokaloka any amin'ny Cybercafe

Tamin'ny tapaky ny taona 2000, nanomboka nampiasa ireo toerana, efitra kely manokana ao amin'ny cybercafe, ho toeram-ponenana ireo mpanjifa mpandray vola kely tsy manampahafahana akory na dia hanofa trano aza.