Tantara tamin'ny 07 Marsa 2015
Maninona Ny Tampon'Izao Tontolo Izao No Rakotra Tay
Ifampizaran'ireo vahiny mpihanika sy ny manampahefana ao Nepal ny fahatsapany fa rakotra tay sy fako isan-karazany ilay tendrombohitra malaza.
Takian'ny Italiana Sasany Amin'ireo Mpitarika Azy Miteny Anglisy Ny Hoe ‘Lazao Amin'ny Teny Italiana’
Tia mampiasa teny fehezanteny Anglisy ny praiminisitra ao Italia hamaritany ireo fanavaozana kasainy hatao. Niteraka fifanentanana hitakiana ireo politisiana izany mba "hilaza azy amin'ny teny Italiana."
Olan'ny Fanabeazana Ao Pakistana, Tsy Misy Ilàna Azy Ny Adin'i Balochistan Amin'ny Fanaovana Hosoka
Miaraka amin'ny tahan-jaza 2 amin'ny 3 tsy miditra an-tsekoly, Nanao fampielezankevitra naherihery setra ihany ny governemantam-paritra tao amin'ny faritany lehibe indrindra ao Pakistan, Balochistan, mba hampiatoana ny fanaovana "hosoka" amin'ny fanadinana any an-tsekoly.
Mianatra Ao Amin'ilay Anjerimanontolo Niarahaban'ny Lefitry ny Zokiolona Ny Famonoana Nanjo Azy Ny Zanak'i Nemtsov
Namoizan'ny lefitry ny zokiolona ny asany tao amin'ny Ivontoerana momba ny Fizika sy ny Teknolojia ao Maosko ny fanehoankevitra veta nataony tao amin'ny VKontakte momba ny famonoana an'i Boris Nemtsov.
Fampahalalam-baovao Goavana Nangala-Tahaka Ny Tatitry Ny Global Voices. Inona No Vahaolana?
Raha maka tahaka ny sangan'asan'ny Global Voices ireo mpanoratra gazety, manararaotra ny maha-fampahalalam-baovao madinika anay ve izy ireo?
Manohitra Ny Fananganana Moskea Ao Avaratr'i Thailandy Ireo Mponina Bodista
Thailandy dia firenena ahitana bodista ny ankamaroan'ny mponina raha mandrafitra ny 5 isanjaton'ny mponina kosa ny Miozolomana. Tsy faly amin'ny tsy fahazakana asehon'ny mpanao fihetsiketsehana ny Thailandey sasantsasany.