Takian'ny Mpikatroka Ny Famotsorana Ilay Palestiniana Mpikatroka Abdallah Abu Rahme

Famoahana ny didy hoan'i Abdullah Abu Rahmah, Fonja Ara-Miaramilan'i Ofer, Ampita Andrefan'i Jordana, 15.9.2010 Saripikan'i Oren Ziv via ActiveStills.org
Mpikatroka avy any Palestina ao amin'ny Komity Mpandrindra ny Tolom-Bahoaka no mampiasa ny tranonkalam-panangona-tsonia an-tserasera Avaaz hitakiana ny famotsorana ny gadra politika Abdallah Abu Rahme, izay nahazo didy fanasaziana ara-miaramila Israeliana nivoaka tamin'ny 8 Febroary. Ny fanangonan-tsonia dia navantana tamin'i Nitzan Alon, komandin'ny Hery Fiarovana Israeliana (IDF) ao amin'ny faritra voabodo andrefan'i Jordana.
Mpampianatra i Abu Rahme ary mpandrindra ny Komitim-Bahoakan'ny Bil'in, izay nandritra ny taona maro izao no nikarakara hetsika am-pilaminana isan-kerinandro ao Bil’in hanoherana ny Rindrin'ny Fampisarahana nataon'i Israely, izay anovanan'ilay fanorenana ny atsasany mihoatra ny tanin'ny tanànakely iray ao Ampita andrefan'i Jordana homena ireo voanjo Israeliana manori-ponenana eo akaiky eo.
Nosamborina izy, araka ny nolazain'ny Amnesty International, tamin'ny May 2012 nandritra ny fihetsiketsehana ho fanohanana ny Palestiniana voatazona sy voafonja natao teo akaikin'ny fonja miaramila Israeliana ao Ofer noho ny fijoroany manoloana ny bulldozers mitondra simenitra hampiasaina hanaovana sakan-dalana sy fiarovana vato. Nahazo fahafahana vonjimaka izy ora vitsy taty aoriana rehefa nandoa haban-keloka, saingy nobedibedesina tamin'ny Febroary 2013 noho ny fiampangana ho nanakantsakana miaramila teo ampanaovana ny adidiny. Miatrika famonjana hatramin'ny dimy taona an-tranomaizina i Abu Rahme.
Ny didy ara-miaramila nampiasaina hanamelohana an'i Abu Rahme dia ilay “Didy Miaramila 101: Momba ny Fandrarana Hetsika Fanentanana Fandrisihana miharo Fankahalana” manana ny laza ratsiny, ary nofariparitana ho tsy ara-dalàna na eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena na eo amin'ny lalàna Israeliana araka ny fijerin'ny ONG Israeliana iray Mpandala ny Zon'Olombelona B'TSelem. Ankoatra izany, Frank La Rue, mpitondrateny manokan'ny Firenena Mikambana amin'ny Fahalalahana Hanan-Kevitra sy Haneho Hevitra, rehefa avy namangy an'i Israely sy ireo tany bodoina, tamin'ny 2012, dia niteny fa nampiasain'ny manampahefana Israeliana hamerana ny fahalalahana maneho hevitra any amin'ireo faritra bodoiny hatramin'ny taona 1967, taona namoahana azy voalohany, io didy io.
Rehefa voaheloka tamin'ny 2010 , amin'ny didy iray noho ny raharaha hafa, i Abu Rahme dia nantsoin'ny Human Rights Watch ho “didy tsy rariny noho ny fitsarana tsy ara-drariny” izany. Ny Amnesty International aza nanondro azy ho “Gadran'ny Feon'ny Fieritreretana” tamin'ny Desambra 2014.
Tamin'ny 2010, nofidiana ho “Olona ny Taona” avy amin'ny tranonkalan'ny elatra havia Israeliana / Palestiniana fanta-daza +972Mag i Abu Rahme. Nanazava ny fanapahan-keviny ho toy izao izy ireo :
Because he has become the face of the grassroots, unarmed resistance movement to Israel’s security barrier; because he is the person who has raised international awareness not only of the devastation caused by the barrier, but also the existence of a well-organized, non-violent grassroots opposition movement – one that brings together Palestinians, Israelis and international supporters in a joint struggle. Because he is the answer to the question, “Where is the Palestinian Gandhi?” (answer: there are many; and they are languishing in Israel’s jails). Because he has never wavered in his commitment to non-violence – not even after his cousin Bassam Abu Rahmah was killed by a high-velocity tear gas canister shot by Israeli soldiers directly at his chest; nor after his cousin Adeeb Abu Rahmah was arrested and imprisoned for participating in weekly demonstrations against the barrier that separates the people of Bil’in from their own farmland.
Satria lasa endriky ny eny ifotony izy, endriky ny hetsika mijoro tsy mitam-piadiana manohitra ny barazim-piarovan'i Israely; satria izy no nanaitra ny fahafantarana iraisam-pirenena tsy noho ny faharavana nateraky ny barazy ihany, fa noho ny fisian'ny hetsi-panoherana iray avy eny ifotony voalamina tsara, tsy manao herisetra – ny iray izay mampivondrona ireo Palestiniana, Israeliana ary ny Mpanohana Iraisam-pirenena hampiray hina ny tolona. Satria izy no valin ‘ny fanontaniana hoe: “Aiza ny Gandhi Palestiniana?” (Valiny: misy maro, fa mitorevaka ao amin'ny fonjan'i Israely). Satria tsy nihozongozona mihitsy tamin'ny ny fanoloran-tena tsy hanao herisetra izy – eny fa na dia matin'ny kapoakan'ny baomba mandatsa-dranomaso natifitry ny miaramila Israeliana mivantana amin'ny amin'ny tratrany aza ny rahalahiny Bassam Abu Rahmah ; eny fa na dia nosamborina sy nampidirina am-ponja noho ny fandraisana anjara amin'ny fihetsiketsehana isan-kerinandro hanoherana ny barazy manasaraka ny mponin'i Bil'in amin'ny toeram-pambolen-dry zareo aza ny rahalahiny Adeeb Abu Rahmah .
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 40 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...