Tantara tamin'ny 01 Febroary 2015
Miaraka Amin'ireo Rà Vaovao Sy Tranainy, Vita Fianianana Ny Parlemanta Vaovao Okrainiana
Miatrika lalao politika avo lenta sy ny fanaraha-mason'ny vahoaka avy hatrany ireo vondronà solombavam-bahoaka maromaro ao amin'ny Rada Okrainiana vaovao vantany vao tafapetraka .