Tantara tamin'ny 17 Janoary 2015
Esorin'i Filipina Mialohan'ny Fitsidihana “Famindram-po sy Fangorahana” Hataon'ny Papa Ireo Mpivarotra Madinika
Notoherin'ireo mpivarotra amoron-dàlana ao Luneta ilay taratasy fandroahana : "Tinay ny Papa. Tsy hanohintohina azy izahay. Tsy mpampihorohoro izahay".