Tantara tamin'ny 13 Janoary 2015
‘Raha Tsy Misy Hehy, Maty Daholo Isika Rehetra': Mpanao Sariitatra Manome Voninahitra Ireo Namany Lavo Taorian'ny Fanafihana ny Charlie Hebdo
Indreto ny sasantsasany amin'ny sariitatra sy sary izay niely fatratra an-tserasera ho fahatsiarovana ireo novonoina.