Tantara tamin'ny 09 Janoary 2015
Tsikerain'ny Indiana Mpiserasera Ny Sivana Mihatra Amin'ny Vontoaty “”Jihadista”

Nampiaka-peo manohitra ny sivana ataon'ny governemanta amin'ny Github, Internet Archive, Vimeo, Sourceforge sy ny habaka malaza hafa ny Indiana mpiserasera.