Tantara tamin'ny 02 Janoary 2015
Fefy Vy Iadiana Amin'ny Tsy Manan-kialofana Ao an-Tanànan'i Angoulême
Ny fety tao an-tanànan'i Angoulême tamin'ity taona ity dia nandray fepetra manohitra ireo olona tsy manan-kialofana. Niparitaka ny tsy fankasitrahana, haharitra ve izany?