
Mpianatry ny Sekolim-Panjakan'ny Tafika, mpikambana ao amin'ny Fiarahamonim-Pirenena, ekipan'ny Tafika Pakistaney sy olom-pirenena maro manatontosa fiareta-tory famelomana labozia ho fisaonana ireo lasibatra tsy manantsiny. Sarin'i ppiimages. Fizakamanana Demotix (19/12/2014)
Roa andro taorian'ilay fanafihan'ny Taliban nampihoronkoditra tamin'ny sekoly iray notantanin'ny miaramila tao Peshawar izay nahafatesana mpianatra mihoatra ny 130, dia nisy mpitondra fivavahana nampiteraka adihevitra iray antsoina hoe Abdul Aziz nandà ny hanameloka ilay famonoana faobe, ka niteraka hetsika tsy fahita firy hanoherana ny radikalisma tao amin'ny firenena.
Nilaza ihany koa i Abdul Aziz fa tsy “safidim-pahendrena” ny fampiasan-kery amin'ny Taliban. Aziz no lehiben'ny mpitondra fivavahana ao amin'ny Lal Mosque, iray amin'ny firenena lehibe indrindra ao an-drenivohitra. Malaza amin'ny radikalisma ny moskea sy ny seminera miaraka aminy ary efa nisy famoretana faoben'ny miaramila naharitra folo andro tao tamin'ny 2007, izay niteraka fahafatesan'olona anjatony ka maro amin'ireo ny mpianatry ny seminera radikaly. Ny rahalahin'i Aziz no sefo tamin'izany fotoana izany ary maty nandritra ny bemidina. Niezaka ny handositra ny moskea tamin'ny fanaovana burka i Abdul Aziz, saingy tratra. Navoaka noho ny fandoavana onitra izy roa taona taty aoriana. Ary nanomboka tamin'izany izy no nanokatra indray ny moskea ary lasa lehiben'ny mpitondra fivavahana indray.
Ny takarivan'ny Alakamisy nisy mpikatroky ny fiarahamonim-pirenena maromaro, politisiana sy mpianatra tonga teo amin'ny Lal Masjid nihiaka teny tarigetra hanoherana an'i Abdul Aziz. Nanoratra ny anaran'ireo mpianatra maty tao Peshawar tamin'ny fafana ry zareo ary nanao fiareta-tory narahina fandrehetana labozia.
#ReclaimYourMosques protest in front of #LalMasjid #Islamabad. Civil society for the first time have come forward… http://t.co/dtUfLbm7pV
— S. Oon Haider Zaidi (@OonHaider) December 18, 2014
Hetsika [itakiana ny moskeanao] eo anoloan'ny Lal Masjid ao Islamabad. Sambany nanao dingana hiroso ny Fiarahamonim-Pirenena…
Ny hetsi-panoherna dia nomanin'i Jibran Nasir, mpisolovava sy mpikatroky ny zon'olombelona avy any Karachi. Niteny izy:
I came to Islamabad for a conference, but then the Peshawar tragedy struck and everything changed. The next day, Lal Masjid cleric issued a statement that I couldn’t stomach and I decided that rather than going back to Karachi, we should protest. We want to reclaim our mosques, our communities, our cities, indeed our entire country from the extremists. We can no longer allow anyone to stand on at a pulpit and preach hatred. We will no longer stand by and watch people like Abdul Aziz use the name of our Holy Prophet (peace be upon him) and our religion to perpetuate violence. I call upon the people of Islamabad to come out of their homes and reclaim their city.
Tonga tao Islamabad aho hanatrika lahavolana, saingy nipoaka ny voinan'i Peshawar ary niova ny zava-drehetra. Ny ampitso, namoaka fanambarana tsy levon'ny vavoniko ny mpitondra fivavahan'i LalMasjid ka nanapa-kevitra aho fa tokony hihetsika izahay fa tsy hiverina hody any Karachi. Tianay ny hitakiana ny moskeantsika, ny fiarahamonintsika, ny tanànantsika ary ny firenentsika iray manontolo hiala amin'ny mahery fihetsika. Tsy ho avelantsika intsony na iza na iza mijoro eo amin'ny polipitr ka hitory fankahalana. Tsy hijoro eo akaiky ary hijery ny olona tahaka an'i Abdul Aziz hampiasa ny anaran'ny Mpaminany Masina (fiadanana ho aminy) sy ny fivavahantsika hampiasa herisetra. Miantso ny vahoakan'i Islamabad aho hivoaka ny tranony ary hitaky ny tanànany.
Nameno FIR [Tatitra Voalohany Fampahalalàna ] hitoriana ireo mpandray anjara tamin'ny fihetsiketseha-panoherana ny mpitantana ny Moskea Lal. Nankatò izany ireo polisy nitondra ny fitaovana enti-manohitra ny rotaka tao an-toerana ka nitaky ny mpanao fihetsiketsehana hiparitaka.
Nisioka Faisal Sabzwari avy ao amin'ny MQM:
See…purana, Naya ya gaya #Pakistan? FIR is lodged against Civil Society 4 protesting against Lal Masjid Cleric.
— Faisal Subzwari (@faisalsubzwari) December 18, 2014
Jereo… purana, Naya ya gaya #Pakistan? Tatitra Fampahalalàna Voalohany hitoriana ireo Fiarahamonim-Pirenena noho ny fanoherana ireo mpitondra fivavahan'ny Lal Masjid.
Na izany aza dia nanambara i Nasir sy ny mpikambana ao amin'ny fiarahamonim-pirenena fa hanatontosa fiareta-tory fandrehetana labozia eo anoloan'ny Moskea Lal ry zareo ao anatin'ny herinandro, ary hotanterahina isaky ny talata alina izany avy eo.
Niely nanerana ny firenena vetivety teo ho hetsika lehibe hanoherana ireo mpiaro ny Taliban sy ireo mahery fihetsika na aiza na aiza ireo hetsika nipoaka tampoka tamin'ny Alakamisy. Nisy ireo fihetsiketseha-panoherana taorian'ny vavaka zoma hiampangana ny fanambaran'ny mpitondra fivavahan'ny Moskea Lal, Maulana Abdul Aziz. Nisy ny fanangona-tsonia tao amin'ny Change.org hampandefasana an'i Abdul Aziz any amin'ny fitsarana noho ny famadihana sy ny fampihorohoroana izay nahazo mpanohana mihoatra ny 4000.
Tamin'ny 19 Desambra, nisy FIR (First Information Report = Tatitra Fampahalalàna voalohany] napetraka hitoriana an'i Abdul Aziz tao amin'ny komisariàn'ny polisy ary ity lahatsary Facebook ity no nandrakitraizany fotoana izany.
If in tomorrow's jummah sermon your Imam wont condemn Peshawar Attack then stand up and ask him to. #ReclaimYourMosques
— Quaid Ahmed (@Quaidism) December 18, 2014
Rahampitso amin'ny toriteny jummah [zoma] raha tsy manameloka ny fanafihana tao Peshawar ny Imam-nareo dia mijoroa ary anontanio azy. [Takio ny Moskeanareo]
What an awesome initiative by @MJibranNasir & @marvisirmed – Fight back against militant & hatemonger clerics to #ReclaimYourMosques!
— Luqman (@luqman255) December 18, 2014
Fandraisana an-tanana mahavelombolo tokoa avy amin'i @MJibranNasir & @marvisirmed – mamaly ireo mpitondra fivavahana mampiely teny fankahalana sy ireo mpikatroka ka [Takio ny Moskeanareo]
It's litmus paper test of #Mullahs they're with us or Taliban?If they DONT condemn Talibanism in sermons,lets protest & #ReclaimYourMosques
— LiberalVoicePakistan (@LiberalKR) December 19, 2014
taratasy itsarana ireo Mullah raha miaraka amintsika izy ireo na amin'ny Taliban? Raha TSY manameloka ny Talibanisma amin'ny toriteny ry zareo dia andao hihetsika ary [Takio ny Moskeanareo]
Mpanao fihetsiketsehana irao ao amin'ny pejy Facebook #ReclaimYourMosques – We Demand Action on FIR #LalMasjid [Takio ny Moskeanareo – Mila hetsika amin'i LalMasjid izahay] nanoratra izao:
The foundation is laid. Think over, either are u going to be a silent spectator or would do ur part. If 141 children didn't shook u off ur slumber then be sure u are an apologist of the likes of #AbdulAziz.
Miorina ny fototra. Eritrereto izao, na ianao hangina ho mpijery fotsiny na ianao miaraka aminay. Raha tsy manaitra anao amin'ny torimasonao ny zaza 141 dia matokia fa mpiaro ara-kevitra tahaka an'i Abdul Azz ianao.
Huge Crowd At Karachi Press Club Demanding and Chanting #ArrestAbdulAziz pic.twitter.com/t9hhXcdeBO
— Syed Ayaz Ali (@ayazali77) December 21, 2014
Vahoaka maro dia maro ao amin'ny Klioban-gazety ao Karachi mitaky sy mihiaka mafy [sambory i Abdul Aziz]
Hyderabad has been completely shut down in the protest against Abdul Aziz who threatened Altaf Hussain. #ArrestAbdulAziz
— Namaloom Engineer (@Rectified_Guy) December 21, 2014
Nikatona tanteraka i Hyberabad ho fanoherana an'i Abdul Aziz izay nandrahona an'i Altaf Hussain
Solicitor of ISIS in Pakistan, Closest Ally of Taliban, Devil's Advocate – Abdul Aziz of Lal Mosque #ArrestAbdulAziz pic.twitter.com/suFJTRRkjI
— Syed FaiXan Jawaid (@Syedfaixan) December 21, 2014
Solontenan'ny ISIS ao Pakistan, Namana Akaikin'ny Taliban, Mpisolovavan'ny devoly – Abdul Aziz avy ao amin'ny Lal Mosque [sambory i Abdul Aziz]
Lal Masjid & Burka Maulana are a national shame. Both must be brought to justice to restore sovereignty of the nation. #ArrestAbdulAziz
— Hasan Tasleem (@Ha5an_) December 21, 2014
Henatry ny firenena i Lal Masjid sy i Burka Maulana. Tokony alefa any amin'ny fitsarana izy roa ireo hamerenana ny fiandrianam-pirenena. [sambory i Abdul Aziz]
We Are Loud And Clear #ArrestAbdulAziz pic.twitter.com/cL07aNxET1
— Syed Ayaz Ali (@ayazali77) December 21, 2014
Mafy sy mazava izahay [sambory i Abdul Aziz]
Niondrika teo anatrehan'ny fanerena i Maulana Aziz ka niala tsiny tamin'ny Alahady noho ny tsy nanamelohan'ny ny famonoana ankizy. Nisy mpamaky iray namaly ny lahatsoratra tao amin'ny Tribune.com:
Sorry too little too late, shame on him that he actually had to think so hard to apologize and only after all the pressure …… He lacks total decency and morals …..innocent kids died and he had to think about it. Shame on him and shame on us for listening to him, he needs to be behind bars permanently along with all his buddies.
Fialan-tsiny kely loatra tara loatra, olona mahamenatra raha tsy maintsy mieritreritra lalina vao manao fialan-tsiny ary izany dia mbola taorian'ny fanerena ihany… Tena olona tsy manana fahamaotonana sy fahaiza-mitondra-tena mihitsy… Misy zaza maro tsy manan-tsiny maty dia mbola mieritreritra momba izany aloha izy. Lehilahy mahamenatra ary mahamenatra ihany koa isika izay mihaino azy, mila mihidy any an-tranomaizina maharitra izy sy ny sakaizany rehetra.
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 1 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...