Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

14 Desambra 2014

Tantara tamin'ny 14 Desambra 2014

Amerika Latina Mibitsika Ho Fampiatoana Ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy

Amin'ny fampiasàna ny teny diezy #HeForShe (#IzyHoAzy) (RangahyHoAn-dRamatoa), #DiaNoViolenciaContraLaMujer (#AndroTsyMisyHerisetraAtaoAminVehivavy), #PorLasMujeres (#HoAnyVehivavy), et #NiConElPetaloDeUnaRosa (#NaDiaHoFelandRaozyIrayAza), dia nandray anjara tamin'ilay fanentanana ireo mpampiasa Twitter

Fitontongan'ny Vola Zeorziana Aseho Amin'ny Sary Novàna Tamin'ny Photoshop: Miala Avy Amin'ny 50 Cent Ary Tonga Amin'ny Hoe ‘Fanavotana Ny Miaramila Lari’

Nolemen'ireo "trangan-javatra avy ao anatinysy avy any ivelany" ny vola "lari" fampiasa manerana an'i Zeorzia, raha ny filàzan'ny banky foibe, nahatonga azy ho lasibatry ny fanadrohadroana tety anaty serasera.