Fifidianana Mialoha ny Fotoana ao Japana Manakona ny Toekarena Mitontongana

Mpanao fampielezan-kevi-pifidianana ao Japana (Kanako Otsuji sy fiara manao fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana Mpanolo-tsaina, 2007) Sary tao amin'ny mpisera Flickr, m-louis CC BY-SA 2.0
Nofoanan'ny Praiminisitra Shinzo Abe ny Antenimiera-pirenen'i Japana ary niantso ho amin'ny fifidianana mialoha ny fotoana amin'ny tapaky ny volana Desambra izy.
Tonga izao fifidianana mialoha ny fotoana izao rehefa nambara tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny alatsinainy 17 Novambra fa nihemotra ny toekaren'i Japana.
国家衰退の道から日本を救う最後のチャンスが今度の選挙にかかっている(筆者マイケル・オースリン氏)⇒【オピニオン】衆院選で安倍敗北なら長期衰退に http://t.co/u1WKlsvpyD(AP) pic.twitter.com/3V3mehNTC0
— ウォール・ストリート・ジャーナル日本版 (@WSJJapan) November 19, 2014
Izao angamba no fotoana farany hanavotana an'i Japana amin'ny fijotsoan'ny firenena, hoy i Michael Auslin [Fanehoan-kevitra, lahatsoratra amin'ny teny Anglisy ato] Raha resy amin'ny fifidianana solombavambahoaka hoavy i Abe, dia very avokoa ny fanantenana rehetra hisian'ny fanitsiana.” (Wall Street Journal).
Roa taona izay no napetraky ny fifidianana Japoney farany teo amin'ny fitondrana i Abe sy ny antoko Demaokraty Liberaly. Amin'ny izao fe-potoana fiasany ankehitriny izao, mbola manana mihoatra ny roa taona hafa i Abe, mandrapahatongan'ny taona 2017, mba hiantsoana fifidianana manaraka.
Nilaza i Abe fa ny anton'ny fanapaha-keviny hanatontosa fifidianana mialoha dia ny hitadiavany fahazoandalana hanemorana ny fiakaran'ny hetra efa napetraka, izay mety hampandeha mora kokoa ny toekarena.
Efa nosokajiana ho tompon'antoka voalohany mampivonkona ny toekarena amin'izao fotoana ao Japàna ny fampakarana tamin'ny voalohany ny hetram-barotra tamin'ny lohataona farany teo.
Anisan'ny mety ho antony nandrisika amin'ny fanatontosana ny fifidianana mialoha ny fotoana ny fahadisoam-panantenana amin'reo antoko mpanohitra ao Japana, mahatonga azy ireo ho mpanohitra marefo manoloana ny hoavy akaiky indrindra.
Raha miantso ny fihetsik’ Abe ho “tia-tena” ny mpaneho hevitra sasany, mihevitra kosa ny sasany fa miatrika fankahalana politika i Abe ary ny fanatontosana fifidianana mialoha ny fotoana dia mety ho pitik'afo hampirehitra ny mpanohitra tsy mba mihetsika ao Japana.
Ao Japana, misy ireo fitarainana sasany izay tsy mba hita ao amin'ny sary lehiben'ny fitantarana fifidianana:
え?日本のメディアは景気後退って言わないの?
— kazukazu88 (@kazukazu881) November 17, 2014
Ahoana? Nahoana no tsy misy filazana momba ny fihemoran'i Japana ao amin'ny fampahalalam-baovao?
Manontany ireo mpaneho hevitra Twitter malaza marobe raha adino ao anatin'ny fitantarana lehibe ny fifidianana ny fivasohan'ny toekarena ao Japana :
日本のメディアでは、景気を「足踏み」と書くが、世界のメディアは既に「リセッション(景気後退)」と書いている。 この差で個人投資家は大損ばかりさせられている。#fx #nhk #nisa #nikkei #nhk #株 — snowpeak70 (@snowpeak70) November 18, 2014
Ao amin'ny fampahalalam-baovao Japoney dia “tratran'ny fahatarana maharitra fotsiny” ny toekarena, saingy any ivelany ny tantara henony dia “mihemotra ankehitriny ny toekarena Japoney.” mandripaka ny olon-tsotra mpampiasa vola izany elanelam-pomba fijery izany. #fx #nhk #nisa #nikkei #nhk #stocks
むしろこの景気後退が想定外とするメディアの報道に驚く — Dr. Wiston O'Boogie (@pelecyan) November 17, 2014
Vao maika zendana aho fa na ny fampahalalam-baovao koa aza toa gaga fa nipongatra ity fihemorana ity.
内閣支持率が高くて、野党がボロボロで、消費税増税延期をダシにして絶対勝てる選挙を行い、その結果として消費税増税延期の国民の承認を得て自分の責任を回避するとは。安倍さんも「お主も悪よのう」ですな。 — Ito (@y__ito) November 19, 2014
Fika fotsiny izany hoe mitady fe-potoam-piasana hanemorana ny fiakaran'ny fandoavan-ketra izany. Satria mbola ambony ny fankatoavana ny kabinetra (minisitera), ary mbola ao anatin'ny fikorontanan-tsaina ireo antoko mpanohitra, hanatontosa fifidianana i Abe, matoky izy fa handresy. Hampiasa ny fahazoan-dalan'ny vahoaka indray izy hilazana fa ny vahoaka no tsy mila fiakaran-ketra, fa tsy hiaiky fa tsy nahomby ny “lalànan'i Abe”.
Mankatò izay lazaina fa fahaizan'i Abe miasa kosa ireo feo sasany:
多分、安倍さんはあと2年じゃやりたいこと出来へんって思ったから確実に選挙に勝てる今のうちに解散して、内閣の期間を伸ばしたんかな — 孤刃(コノハ)@魔理沙love (@evangerionpokem) November 18, 2014
Amin'ny roa taona sisa amin'ny fe-potoam-piasany ankehitriny, mety ho fantatr'i Abe fa tsy manana fotoana ampy hanaovana ireo zavatra tiany atao izy. Izany no nanafoanany ny Diet [Antenimiera] ka manalava ny fiainan'ny governemantany.
あ、なるほど、絶対に勝てる今衆議院選挙すれば、あと四年安定政権ができるのか。 #nhk24 — yasu_kobayashi (@yasu_kobayashi) November 18, 2014
Eny, mazava amiko! Toa handresy amin'ny fifidianana hoavy i Abe, izay hanome fahatomombanana ara-politika efa-taona hafa indray hoan'ny governemantany.
Mifaninana amin'ny vaovao lehibe hafa:(tsy misy dibera.ao Japàna) ny vaovaon'ny fihemoran'ny toekarena sy ny fifidianana mialoha hotontosaina ao Japana.

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Desambra 2019 31 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 167 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...