Lalao Video Malaza Ahitana Ankizy Japoney Mahita Matoatoa
Hatramin'ny namoahana azy herintaona lasa izay, nanintona ny sain'ny ankizy manerana an'i Japana ny “Yo-Kai Watch,” lalao an-dahatsary (video) lalaovina amin'ny Nintendo 3DS. Niainga tamin'ilay lalao,dia nisy mihitsy ireo mpankafy sasany manome tsiny ny fisehoan'ireo endrik'olona malaza tia sotasota amin'ny zavatra ratsy na tsy mahazatra mety hitranga eo amin'ny fiainana tena izy.
Nanjary lasa andiana sarimiaina malaza ao Japàna ilay lalao ary toa natao ho lasa kolontsaina iombonana fanondrana avy ao amin'ny nosy-firenena. Lasa hita eny rehetra eny ireo endrik'olona malaza – amin'ny sary amboarina antserasera hampihomehy, amin'ny voatavon'ny Halloween sy amin'ny McDonald.
Amin'ny kolontsaina Japoney, ny yokai dia milaza ny ambiroan'ny voambolan'ny fanahy, avy amin'ny avelo ka hatramin'ny fosa miovaova endrika. Ny sarimiaina “Yo-Kai Watch” dia fomba lavorary hianarana ireo karazam-panahy mihaodihaody eo amin'ny saina amam-panahy Japoney, araka ny hita amin'ny alalan'ny mason'ilay zazalahy antsoina hoe Keita. Araka ny filazan'ny Wikipedia:
Yo-Kai… gives Keita a device known as the Yo-Kai Watch. Using this, Keita is able to identify and see various different Yo-Kai that are haunting people and causing mischief. Together, Keita and Whisper start making friends with all sorts of Yo-Kai, which he can summon to battle against more ill-intentioned Yo-Kai that happen to live in his town, haunting the residents and causing terrible trouble.
Manome fitaovana fantatra amin'ny anarana Yo-Kai Watch hoan'i Keita ny Yo-Kai. Amin'ny fampiasana izany, afaka mahafantatra sy mahita karazana Yo-Kai izay mihaodihady eo amin'ny olona sy ny voka-dratsy aterany i Ketia. Nanomboka nahazo namana vaovao mitondra ireo karazana Yo-Kai i Keita sy Whisper rehefa tafaraka, izay azony ampiasaina hiadiana amin'ireo Yo-Kai ratsy tonga honina ao an-tanànany, sy manalokaloka amin'ireo mponina ary miteraka fikorontanana mahatsiravina.
Manasongadina hira marani-tsaina sy mahatarika ilay sarimiaina ka nanjary lasa hira pop ara-kolontsaina malaza :
Misy ny antony maro mahatonga ny “Yōkai Watch” malaza dia malaza ao Japàna.
Level 5, mpandrafitra lalao ikoizana nanangana ny Yo-Kai Watch, no niasa mafy mba hametrahana transmedia franchise [miparitaka amin'ireo karazana fampitan-kafatra hafa] hampafantarana ilay lalao. Amin'ny fampifandraisana ny “Yōkai Watch” tamin'ireo media isan-karazany, tamin'ny lalao video sy ny mozika pop, no nahafahan'i Level 5 niankina amin'ireo fantsona maro dia maro hamarotany ny vokatra.
Tamin'ny volana Septambra, natomboka tao amin'ny McDonald ny fizarana karatra fanangona ahitana ny zavamisy (sakafo) azo hanina sy ny vidiny ankilan'ny sarin'ireo mpandray anjara ao amin'ny “Yō’ kai Watch”, ka nanamontsana ny hatramin'ny 300 isanjato ny vivanivam-bola maty nandritra ny dimy andro voalohany.
マクドナルド混んでると思ったら妖怪ウォッチですかそうですか
— TM (@tkg_sub) September 6, 2014
Manontany tena aho hoe naninona ny McDonald no feno olona ary fantatro fa noho ny karatra fanangona “Yōkai Watch”.
Nanamarika ny fiantraikan'ny “Yo-Kai Watch” eo amin'ny kolontsain'ny sarambabe ireo mpisera Twitter marobe:
なんでも妖怪のせいにする子どもが急増
— ぱちぇ@11/29 垢4周年 (@8cye) September 30, 2014
Toa misy ny fitomboana haingana dia haingana eo amin'ireo ankizy ny manome tsiny ireo matoatoa amin'ny zavatra rehetra sy izay zava-tsy mahazatra miseho.
Amin'izao fotoana izao, misy ny sary natao hihomehezana manome tsiny an'i Koma-san, endrika iray ao amin'ny fampisehoana, amin'izay olana madinika rehetra na zava-mahasosotra iainana andavanandro:
あと今後ソフトクリームが一巻き足りなくても、コマさんが食べたと思えば許せる — ペンギンですけど何か (@penguin_desuga) August 26, 2014
Lany ny gilasy, saingy mihevitra aho fa voavela heloka ny rehetra- nohanin'i Koma-san izany.
Mazava loatra fa Halloween ny fotoana nampirongatra indrindra izany. Nanjary sary malaza amin'ny voatavo Halloween i Jabanyan, iray amin'ireo endrika hita ao amin'ny sarimiaina:
【本日のかぼちゃカービング】妖怪ウォッチより 「ジバニャン」 pic.twitter.com/UlupkxY55D
— こだれでら (@kodaredera) September 1, 2014
Nasokitra sarivongana voatovo Jabanyana izahay androany
Tantaran'ny Japana farany
-
24 Desambra 2020Azia Atsinanana
Nahatratra ny ‘kanji-n'ny taona’ ny COVID-19
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 40 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...