Tantara tamin'ny 06 Novambra 2014
Mponin'i Tbilisi, Zeorzia : Mivoaka Mitaky Ny Sisin-dàlana Amin'ireo Mpamily Tia Tena
Efa zavatra malaza ao Tbilisi, renivohitr'i Zeorzia, ny fametrapetrahana fahatany ny fiara etsy sy eroa. Hetsik'olon-tsotra ety anaty aterineto no mikatsaka hanao zavatra momba io olana io.