Tantara tamin'ny 07 Oktobra 2014
Nahoana No Tsipahin'ny Artista ao Singapore Ny Volavolan-Dalàna Hanivanan-tena Natolotry ny Governemanta
Namelona indray ny adihevitra momba ny politikan'ny firenena izay manohintohina ny fahafahan'ny artista ny fanapahan-kevitr'i Singapore handrara lahatsarim-panadihadiana ara-politika iray.
Tiorkia : Sekolin'ny Natiora , Mampahatsiahy Antsika Izay Adinontsika
Doğa Okulu, "Sekolin'ny natiora" any Tiorkia, dia endriky ny fiaraha-miasa eo amin'ny mpikatroka ao an-toerana, ny vondrona ary ny mpitantana ao an-toerana. Tao anatin'ny fito volana dia efa nampianatra zavatra be dia be ny sekoly.
Tapatapa-baovao avy any Syria: Marcell Shehwaro tao anatin'ny fiainan'i Aleppo
Marcell Shehwaro dia mibilaogy ao amin'ny marcellita.com ary misioka ao amin'ny @Marcellita, izay samy tamin'ny teny Arabo avokoa no niandohany.
Lahatsary Ahitana Ireo Bahrainita Mpikambana Vaovaon'ny ISIS Miantso Bahrainita Hafa Hanatevin-daharana Azy Ireo
Niantso Bahrainita hafa handray fitaovam-piadiana sy hanatevin-daharana ny tolona manohitra ny fitondrana "tsy refesimandidy",ireo Bahrainita efatra niditra mpikambana tao amin'ny vondrona miaramilan'ny ISIS.
Vondrona Median'ny Fokonolona ao Guatemala Mandrakitra an-Tahirinkevitra ny Fanafihana Mahafaty Atao amin'ny Tanànakely
Misedra ny fanafihana maherisetra ataon'ny polisy, ho setrin'ny fihetsiketsehana hitakiana ny zo hihazona ny taniny, ireo fokonolon'ny vazimba teratany ao Guatemala.