Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

La Nation: Manomboka Ny Fanenjehana Ireo Tsy Mitovy Hevitra

Niteraka resaka be teto Madagasikara ny mikasika ilay artikla faha 20 mikasika ny heloka atao ety anaty habaky ny serasera (cybercriminalité). Betsaka ny ranomainty no efa niraraka, maro ny feo no efa nisandratra sy niakatrakatra nanakiana azy iny, saingy dia lany teny amin'ny Antenimiera ihany moa ilay izy.
Mitranga ankehitriny ny efa nahian'ny maro, raha ity lahatsoratry ny La Nation ity no marina. Mikaroka fatratra an'i Ta Ramses, facebooker mantsy, hono, izao ny fitondràna, noho ity farany manakianaa min'ny alàlan'ny saiitatra alefa ety anaty tambajotra sosialy. Miandry ny tohiny ny mpisera rehetra

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.