Tantara tamin'ny 20 Septambra 2014
Handeha Sa Tsia? Fitsapa-Kevi-Bahoakan'i Ekaosy Momba Ny Fahaleovantena
Nafana vay ny adi-hevitra tao amin'ny Twitter sy ny Facebook, tamin'ny fampiasana ny diezy #indyref voamarika mihoatra ny in-2,6 tapitrisa tao anatin'ny 30 andro farany.
Navotsotra Tany Am-ponja Ilay Bahrainita Mpikatroka Zon'olombelona Fa Mbola Miandry Fotoam-pitsarana
Taorian'ny fanerena iraisam-pirenena, navotsotr'i Bahrain ilay mpikatroka zon'Olombelona Maryam Al Khawaja omaly alina.
Tsy Mbola Tonga Ao Gambia Ny Ebola, Ary Manao Hetsika Tsy Ho Tratran'Izany Ny Vahoaka
Olona eo amin'ny 1900 amin'izao fotoana izao ny maty ny valan'aretina ao Afrika Andrefana. Miezaka manao fanentanana amin'ny alalan'ny hetsika amin'ny media sosialy sy famoronan-kira manokana ny ao Gambia ho fisorohana ny aretina tsy hiditra ao aminy.