Tantara tamin'ny 12 Aogositra 2014
Hanomboka Hanakatona Ireo Habaka Eo Noho Eo Ve i Rosia ?
Manoloana ny fametrahan'ny Roskomnadzor lisitra mainty, eo koa ny fisoratan'ny blaogera anarana [mg] ary ny fanakanana kaonty Twitter [mg] tsy mila fanamarinana mazava ao amin'ny tontolon'ny RuNet, dia te-hampiditra sivana mandeha hoazy eo ho eo koa i Rosia ankehitriny izay hahafahana manakatona ireo habaka ahitana "votoaty mampidi-doza".
Ahoana Ny Handraisan'ny Tanora Anjara Amin'ny Fampihenana Ny Voina
Fitaovana sarobidy hampiasaina amin'ny famantarana sy firosorahana ny loza voajanary ny tanora.
Gaza : Mpitsabo Sady Mamonjy No Mibitsika Tantara Mahavaky Fo Anaty Rotoroto
Nanavotra ilay zazakely tamin'ny fatin-dreniny bevohoka sivy volana ary matin'ny baomba ireo mpitsabo tao amin'ilay hopitaly rakotra olona.
Fifampitifirana Nampifindra Toerana Ireo Mponina Tao Arsal
Farafahakeliny miaramila 17, mpikomy 50 ary sivily maherin'ny 40 no namoy ny ainy nandritra ny fifandonana teo amin'ireo tafika Libaney sy ny mpikomy Islamika ao Arsal
Fanazavana An-tsary 4 Miresaka Fiparitahan'ny Aretina Ebola Ao Afrika Andrefana
Fanazavana an-tsary 4 mikasika ny fianahan'ny aretina Ebola ao Afrika andrefana