Tantara tamin'ny 07 Aogositra 2014
Ry Rosiana Mpitàna Birao, Akombony Ny Vavanareo
Tsy hahatàna ilay fanomezan-tokiny hamerina ny fandrotsaham-bola ho an'ny fisotran-dronono ny governemanta, ary manampahefana ambony amin'ny resaka toekarena sahady no efa tsy an'asa noho ny resaka fialan-tsiny hafahafa tety anaty aterineto.
#BooksForRasul: Inona No Tena Ilain'ireo Azerbaijani Mpiaro Zon'Olombelona Mifonja? Boky
Manasa ny olona ny gadra iray fahiny noho ny politika mba handefa boky ho an'i Rasul Jafarov, ilay Azerbaijani mpikatroka mafàna fo nosamborina ka hankalaza ny fitsingerenan'ny faha-30 taonany any am-ponja.
Mitohy Mahafaty Olona Ny Daroka Baomba Barika Ao Syria Na Dia Eo Aza Ny Fiampangana Iraisam-pirenena
Tsy noraharahian'ny governemanta Syriana ny fanapaha-kevitry ny Filan-kevi-piarovan'ny Firenena Mikambana mba hampitsahatra ny fampiasana fitaovam-piadiana "barikam-baomba", izay nararaka an-jambany tao amin'ireo faritra misy sivily.
India: Tehina “SmartCane” Misy SONAR Noforonin'ny Mpianatra Mba Hanampiana Ny Jamba
"Tena fatratra izany hoe afaka mandehandeha irery izany," hoy ny mpanjifa iray faly. Fitaovana iray mora vidy ny SmartCane izay mandrava amin'ny alàlan'ny fampiasàna ny SONAR ny fetran'ny tehina nentin-drazana.