Tantara tamin'ny 06 Aogositra 2014
Enjika Mpamosavy [Hazalambo] Elektronika ao Bahrain, Israely sy ny ISIS
Marobe ireo olona nosamborina sy nampijaliana tao Bahrain taorian'ny hazalambo antserasera hamantarana ireo mpanao fihetsiketsehana. Nampiasain'i Israely sy ny ISIS izany tetikady izany androany.
Filoha Paul Biya: « Tsy ny Boko Haram No Handresy An'i Kamerona… Handavo Azy Ireo Izahay. »
Tamin'ny antsafa niarahana tamin'ny radiotelevisiona Kameroney (CRTV), niresaka momba ny fanafihana tao Kolofata ihany ny filohan'i Kamerona Paul Biya, ary nihantsy ny vondrona Islamista Nizeriana Boko Haram.
Nanadino Tenimiafina? Aza Manahy, Manana i Kremlin.
Manasa ireo bilaogera ny governemanta Rosiana mba hizara izay zavatra fantatry ny mpisera anaty aterineto tsirairay avy fa tsy fampahafantatra olon-kafa velively: ny fidirany sy ny tenimiafin-dry zareo.
Ny Fikambanana Mpanao Taokanto Ao An-damosin'ny Revolisiona Bôlivara.
Ao amin'ny bilaogin-dry zareo mitondra ny anarana hoe "No Sabemos Disparar", amporisihan'ny vondrona iray ary asehony an-tsary ny hetsika ataon-dry zareo eny an-tanàn-dehibe any amin'ireo vondrom-piarahamonina samihafa, avy ao anatiny na ivelan'ny renivohitr'i Venezoela.
Karatra Fiarahabana Ny Fitsingerenan'ny Andro Nahaterahana Avy Amin'i Moscow Ho An'i Barack Obama . Fanavakavahana Ve Izao?
Nisy fikambanana tanora tsy nitonona anarana nihanika teo an-tampon'ny tranon'ny masoivohon'i Etazonia ary nametraka takelaka lamba maneso ny Filoha Amerikana, ny andro fitsingerenan'ny nahaterahany. Misy resaka fanavakavahana ve ny dikan'io?