SARIPIKA : Herintaona ny tetikasan'ny Rising Voices “Mapping for Niger”
Ny lahatsoratra fototra dia nivoaka tao amin'ny haba-tranonkalan'ny Mapping for Niger, tetikasan'ny Rising Voices iray. Navoaka eto indray noho ny fahazoana alalana avy amin'ny vondrona.
Tamin'ny 9 jiona 2013 ny tetikasa Mapping for Niger no niorina. Ity tetikasa ity dia ivondronan'ny mpianatra jeografia ao amin'ny Oniversite Abdou Moumouni ao Niamey izay manana an'i Orsoylya Jenei ho mpandrindra. Mizara ny fotoana lehibe tamin'ity tetikasa ity sy ny eritreriny amin'izao tsingerintaona voalohany izao ny mpikambana ao amin'ny tetikasa :
Laouali Daba Harouna
Herintaona izay ny fikambanana Open Street Map-Niger no nandrakitra an-tsarintany ny zaratanin'i Niger. Nandritra izany taona izany izahay no niasa tanaty vondrona sady nahay niara-niasa, nifankahazo, navitrika sy nazoto. Nahatonga anay hitety ny zaratany nizerieo sady mandray ny fangitry ny toerana isan-karazany hoy ny moskea, ny tobim-pitsaboana mbamin'ny sekoly izany asa-panoloran-tena izany. Naka sary tamin'ireo toerana fizahantany ihany koa izahay. Ary farany ity tetikasa ity no nahafahanay nifehy ny GPS ny ireo rindrambaiko hafa mitovitovy karazana aminy.
Moustapha Moutari
15 eo ho eo izahay mpianatry ny Oniversite Abdou Moumouni no nofanina ary dia manofana ny hafa. Ity tetikasa ity no nahafahany niatrika ny fiofanana jeografia azonay tamin'ny fitaovana informatika mifandraika amin'ny fanaovan-tsarintany ary navitrika tao amin'ny tambajotra sosialy izahay. Nahafapo anay tokoa ny Mapping for Niger.
Fatiman Alher
Amin'ny maha-mpanolotena ahy ao amin'ny Mapping for Niger, nahafahako nahalala zavatra maro eo amin'ny sehatra siantifika, kolontsaina, toekarena ary sosialy ity tetikasa ity tamin'ny alalan'ireo lahatsoratra mivoaka ao amin'ny blaogy, Facebook ary ny sarin'ny tetikasa ao amin'ny Flickr, ny fifehezana ny GPS amin'ny fanangonana tahirinkevitra jeografika eo amin'ny amin'ny fotodrafitrasan'i Niamey, Dosso ary Massama ary ny fanitsiana ireo tahirinkevitra jeografika ireo amin'ny sarintany azo ampiasaina malalaka ao amin'ny OpenStreetMap.
Tafiditra ao anatin'ny fanamafisana ny fahalalanay eo amin'ny sehatra teknikam-panitsiana ny tahirinkevitra jeografika sy ny rafitry ny OpenStreetMap (OSM) ny atrikasam-piofanana Ouagadougou ao Burkina Faso. Eny tokoa, nahafahana nanangona ny fiçrafitry ny OSM maro ny fihaonana, ary nahafahako nifehy ny fampiasana ny UMAP amin'ny sarintany an-tserasera, amin'ny fampiasana ny Itoworld pamin'ny sarintany ara-lohahevitra, ary farany teo amin'ny fiofanana ny rindrambaiko QGIS. Mandrisika ny rehetra aho ho liana amin'ny karazana fandraisana an-tanana tahaka itony. Joyeux anniversaire Mapping For Niger !
Bassirou Inou Koulou
Amin'ny maha-mpikamban'ny tetikasa Mapping for Niger ahy izay mankalaza ny herintaona nijoroany teto Niger, ny tena nanamarika ahy sy mampirehareha ahy, dia ny haben'ny tetikasa amin'ny asany izao mbola tohizany eny an-kianja amin'izao fotoana izao amin'ny alalan'ny tambajotra sosialy. Io no nahafahako mahafantatra an'i Niger amin'ny ankapobeny, ny Oniversite Abdou Moumouni ao Niamey ary ny Departemanta Jeografia manokana. Voninahitra sy rehareha ho ahy tokoa ny tetikasa, fa nahafahako nahalala zavatra maro teo amin'ny resaka teknolojia ary nahafahako nahalala bebe kokoa ny fireneko, mipao-tsatroka amin'ny mpikambana rehetra aho indrindra fa amin'i Orsoylya tamin'ny ezaka nataony.
Tanimoune Mossi Garba
Nentanin'ny mpianatra Jeografia ao amin'ny Oniversite Abdou Moumouni avy ao Niamey, nanao raharaha maro ny tetikasa. Anisan'izany raharaha izany ny fivoahana nankany amin'ny tanàna kely misy ahy any Massama niaraka tamin'ireo mpikambana hafa ao amin'ny tetikasa, izay nandalo ny tanànan'i Dosso izay nanamarika ahy tokoa. Raha tsirairay indray, samy nametraka an-tsarintany ny tanàndehibe na tanàna kely itoerany izahay (Zinder, Niamey, Tahoua, Madaoua…) Ny zavatra iray tena nahasondriana ahy dia ny fandraisanay anjara tamin'ny Forum International Francophone Jeunesse et Emplois Verts FIJEV teto Niamey tamin'ity taona 2014 ity.
Abdoul Jaba Mabachir Hamza
Tsy vitan'ny hoe nanamafy ny fahaizanay ihany ny tetikasa Mapping for Niger fa nahafantarana ihany koa fahasarotana sy ny tombondahiny azo amin'ny fanaovana asam-bondrona, izay tena ilaina tokoa amin'ny fiainan'asa.
Abdou Salam Ousmane
Efa nanofana mpianatra jeografia maro tamin'ny resaka fanaovana an-tsarintany nomerika ity tetikasa ity, ka nahafahan'ny tsirairay manana fahaizana manokana. Koa ankehitriny dia hafaliana sy fankasitrahana no manetsika ahy noho ny soa azoko tamin'ity fiofanana ity.
Ali Douka Mahaman
Tsingerintaona mahafaly ho an'ny tetikasa Mapping for Niger !
Eny, herintaona nahavitrihana sahady. ilaina ny mitantara ny fahasarotana maro teo amin'ny fiofanana nandalovan'ity tetikasa ity.
Amin'izany, dia tsy fahaiza-mankasitraka amiko ny mandoka raha tsy manonona ny Oniversite Abdou Moumouni ao Niamey amin'ny alalan'ny Departemantan'i Jeografia izay, nanana ny faniriana hampiroborobo ny fahaizana manokana ny Jeografia ka nahafahany nampiantrano ity tetikasan-tsarintany nomerika hampandrosoana an'i Niger ity.
Mila fandresen-dahatra mivaingana mifototra amin'ny zavamisy marina ny fanomezam-boninahitra ity tetikasa ity. Faly izahay amin'ny maha-mpianatra mpikambana anay ato amin'ny “Tetikasa Mapping For Niger“. Ny asan'olombelona rehetra, na dia bitika sahala amin'inona aza, dia mila fandaminana mifototra amin'ny maodely iray.
Ny tetikasa Mapping For Niger dia iray amin'ny tetikasam-panolorantenan'ny mpianatra azo isaina amin'ny rantsan-tanana misy ao Niger. Nandalo fotoan-tsarotra izahay nandritra ny fiofanana saingy mitoetra ho fototra mafy ho anay ireny ary antony hanantenana. Aorian'ny ezaka dia hiposaka indray ny hazavana ary hanampy antsika amin'ny dia mizotra mankany amin'ny fahombiazana sy ny fampandrosoana.

Atombohy ny resaka

Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Panama: Zavatra mahavariana eny amin'ny lalambe
Ie, efa lasa teny anglisy mbamin'ilay tokony ho teny espaniola ao anatiny aza...
Tena sahirana aho nitady ilay sary fa tsy nahita.
Tahiry isambolana
- Febroary 2019 139 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
LALANA IZANY