Polisy Roa Namoy Ny Ainy Noho Ny Tsy Fandraisana Andraikitry Ny Governemanta

Fampitandremana avy amin'ireo mpikomy Islamista fa nametraka baomba izy ireo. Sary: ashraf1974108 (Twitter)
Taorian'ny fipoahana roa teo akaikin'ny lapam-panjakana izay nahafatesana polisy roa sy maro hafa naratra tamin'ny 30 Jiona, tezitra tamin'ny minisiteran'ny atitany Ejypsiana ireo mpiserasera Twitter marobe noho ny tsy fahombiazany nandray fepetra na dia efa nisy aza ny fampitandremana nalefan'ireo vondrona mpikomy Ajnad Misr tamin'ny aterineto ora maromaro mialoha ny fipoahana.
Araka ny filazan'ny mpiserasera, mety ho voasoroka ihany ireo fipoahana tao amin'ny distrikan'i Héliopolis, tanàna ao Kairo renivohitra, raha tena niady tamin'ny fampihorohorona ny polisy fa tsy nifantoka tamin'ny fisamborana sy ny fampidirana am-ponja ny mpikatroka.
Vondrona mpikomy Islamista vaovao monina ao Kairo ny AJNÁD Misr (Miaramilan'i Ejypta) izay mikendry ilay antsoin'izy ireo hoe «singa mpamono olona» ao amin'ny governemanta Ejypsiana.
Nitàna ny sain'ny maro ny vondrona tamin'ny fiandohan'ity taona ity raha nilaza tamin'ny alalan'ny fanambarana antserasera izy ireo fa hanafika ireo mpitandro ny filaminana tamin'ny Janoary. Tamin'ny volana Aprily, nilaza ny vondrona fa izy no tompon'andraikitra tamin'ny fipoahana tao amin'ny Oniversiten'i Kairo izay nahafaty ny lehiben'ny polisy sy olona dimy hafa. Araka ny tatitra avy amin'ny Al Arabiya, taorian'ny fanafihana tao amin'ny Oniversite tamin'ny Avrily, nandefa lahatsoratra tao amin'ny pejy Facebook'ny izy ireo hoe: “Efa nahemotray ireo fanafihana maro satria mety hipaka any amin'ireo olo-tsotra ny pitika baomba.” Mampiasa Twitter ihany koa ny vondrona.
Tamin'ny fanafihana farany nataon'ny Ajnad Misr tao Kairo, namono polisy manampahefana iray ny fipoahana voalohany ary nandratra telo hafa. Ny faharoa izay baomba vita tanana kosa nipoaka raha niezaka nikitika hanakana azy tsy hipoaka ny polisy, izay namono ilay polisy manampahefana faharoa.
Mpisera Twitter monina ao Eoropa, Ashraf Fawzi nilaza [ar] hoe:
دول كاتبينها بلون مختلف يا بهايم #محطة_الانفجار_السري #الاتحادية pic.twitter.com/CPkOYT5QeP
— أشرف فوزي (@ashraf1974108) June 30, 2014
Nanoratra tamin'ny loko samihafa mihitsy aza izy ireo, adala ianareo
Mpikatroka sady bilaogera Ejypsiana Ahmed Al Ish, izay manana mpanjohy 77 000 na 77 K nanampy hoe:
بيان الداخلية بيقول جالهم بلاغ “صباح اليوم” بوجود عبوتين!! يعني ممكن الارهابيين بعد ما يأسوا من انتباههم للبيان ع النت، كلموهم في التليفون!!
— Ahmed Al-Ish (@AhmdAlish) June 30, 2014
Nilaza ny fanambaran'ny minisitera fa nahazo vaovao mikasika ny fisian'ny baomba izy ireo androany! Midika izany fa niantso azy ireo tamin'ny finday ireo mpampihorohoro rehefa diso fanantenana izy ireo fa tsy noraharahiana ny fampitandreman'izy ireo tamin'ny aterineto.
Ahmed Anwar, izay manana mpanaraka Twitter maherin'ny 14,5 K ary mitantana fantsona YouTube malaza efa nahazo mpijery maherin'ny 2 tapitrisa namazivazy hoe:
الإرهابيين هيعملو ايه أكتر من كده نزلو بيان قالو على اماكن القنابل قبل انفجارها ب 4 ايام هيعملو ايه تانى ؟ هينزلو يتصورو سيلفى معاها؟
— Anwar (@A7mdAnwar) June 30, 2014
Inona koa no mbola azon'ireo mpampihorohoro atao?
Namoaka fanambarana izy ireo
Nolazain'izy ireo ny toerana nametrahany baomba
Inona koa no mbola azon'izy ireo atao? Mandehana ary makà sarin'ny tenanai miaraka miaraka amin'ny baomba?
Bilaogera mpanoro hevitra manokana sy momba ny lamaody, Rasha nanontany hoe:
عالهامش : خبراء متفجرات ايه اللي كل ما يحاولوا يفككوا قنبلة تنفجر فيهم دول ؟ هم بيدربوهم ويعلموهم فين ؟ ايه الهم ده بس يا ربي
— Rasha (@neversaydiee) June 30, 2014
Karazana manam-pahaizana momba ny baomba manao ahoana ireo manapoaka tena isaky ny miezaka manapoaka sy mandefa baomba? Taiza izy ireo no nampiofanina? Karazana fahoriana tahaka ny ahoana no iainantsika?
Nandritra izany, mpikatroka malaza, Nawara Negm izay manana mpanjohy maherin'ny 683 K namaly hoe [ar]:
عايزينه يراقب النت ويلفق قضايا ويجند اعلاميين ويقبض على ابرياء وكمان يتصدى للتفجيرات؟ حتاكلوا محمد ابراهيم يعني؟
— ايام زرقا (@nawaranegm) June 30, 2014
Tianao hanaramaso ny aterineto, hanaisotra ireo mpikatroka noho ny heloka, manarama mpanoratra gazety, hisambotra olona tsy manan-tsiny sy hanakana fipoahana ve izy?
Bilaogera Ejypsiana Tamer Mowafy izay manasokajy ny tenany ho Sosialista Libertariana, izay manana mpanaraka 139 K ao amin'ny Twitter nizara hevitra mitovy amin'izany ihany koa:
Egyptian Blogger Tamer Mowafy who describes himself as a Libertarian Socialist on Twitter where he was 139K followers, shares a similar idea:
لكن العيال أصحابنا طبعا همه اللي خطر على الأمن القومي ولازم يترموا في السجون!!
— Tamer Mowafy (@kalimakhus) June 30, 2014
Eny, ny namantsika ihany no mety hampidi-doza hoan'ny fiarovam-pirenentsika ary tokony hampidirina am-ponja …
Menna Alaa monina ao Jeddah sy Kairo izay manana mpanjohy 59K ao amin'ny Twitter ary manasokajy ny tenany ho “mpaneso te-ho mpanoratra gazety” namehy hoe:
This place doesn't need hope, it needs a miracle. #MENA
— Menna منّة (@TheMiinz) June 30, 2014
Tsy mila manantena ity toerana ity, mila fahagagana. #MENA
Nifanindry tamin'ny tsingerintaona voalohan'ny fihetsiketsehana goavambe izay nitarika ny fihonganan'ny filoha Muhammed Morsi, kandidàn'ny Mpirahalahy Miozolomana izay nitondra nandritra ny herintaona taorian'ny fihonganan'ny filoha Hosni Moubarak ny fanafihana. Polisy an-jatony no nokendren'ireo mpikomy Islamista hatramin'ny fihonganan'i Morsi tamin'ny 3 Jolay. Ankoatra ireo Ejipsiana maherin'ny 16 000 namoy ny ainy nanomboka tamin'ny famoretana nataon'ny miaramila tamin'ireo mpirahalahy Miozolomana.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 40 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...