Tantara tamin'ny 04 Jolay 2014
Brezila: Toerana 5 Nanaovan'ny Olona Hetsi-Panoherana, Fa Tsy Fanohanana, Nandritra Ny Fanombohan'ny Fiadiana Ny Amboara Eran-Tany
Tsy ny rehetra any Brezila no taitran'ny fijerena ny Fiadiana ny Amboara Erantany. Misy antokon'olona manohitra ny fandaniana ilay vola be tokony hanasoavana vahoaka manerana ny firenena.
Ny Fahatafintohinana Sy Hatezeran'ny Vahoaka Aostraliana Tamin'ny Sazy Nomen'ny Fitsarana Ejipsiana Ny Mpanao Gazetin'ny Al Jazeera
Ny mpanao gazety no voalohany naneho ny fihetseham-pony tao amin'ny haino aman-jery sosialy mikasika ny hatezeran'ny vahoaka Aostraliana tamin'ny sazy efain' ireo mpanao gazetin'ny Al Jazeera any Ejipta.
‘Tsy Matoky Intsony Ny Governemanta Ny Vahoaka’ : Niely Be Tany Singapore ity Taratasy Misokatra ity
Nanoratra taratasy misokatra ho an'ny Praiministra Lee Hsien Loong, mitaraina momba ny fihemoran'ny fitokisan'ny olona ny governemanta i Catherine Lim, Singaporeana mpanoratra tantara .